18/11/2025
✝️Amin'ny Alahelo Lehibe no ampafatarana antsika Mpikambana rehetra ato fa Nodimandry Izao maraina izao ny ✝️Ray Niteraka an'i RAMAMPIANDRA Rindraniaina Izay Joera Ato anatin'ny Clioba ABBF.
Miara ory tanteraka aminy sy ny Fianakaviany Iray manontolo ny Clioba ABBF izay Taritin'ny President.