05/04/2026
Fisaorana sy fankasitrahana no atolotra an'i M. Alain GSM nanolotra cache-maillots ny FANDRASA N1A HOMME 🙏
Tsiahivina fa handray anjara @ Championnat national N1A Groupe A izay hontontosaina any Antsirabe ny 11 hatramin'ny 19 aprily hoavy izao ireto mahery fon-tsika ireto, ka mirary soa azy ireo sahady eee 💪🔥