N.G FC

N.G FC Nouvelle Génération FC 🟣🔵

⚽ Nouvelle Génération We are ready for D2! 🟣 💜💙⚽ Yantsou Computer  Coach Daniel - Fianara
14/06/2026

⚽ Nouvelle Génération We are ready for D2! 🟣

💜💙⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara

⚽ Préparation D2 🟣Mitohy hatrany ny fanomanana ataon’ny ekipantsika, miroso tsikelikely amin’ny fanatrarana ny tanjona n...
11/06/2026

⚽ Préparation D2 🟣
Mitohy hatrany ny fanomanana ataon’ny ekipantsika, miroso tsikelikely amin’ny fanatrarana ny tanjona napetraka. 💪
Hita taratra isan’andro ny fahavononan’ny ekipa, na eo amin’ny fanazarantena, na eo amin’ny firaisankina sy ny finiavana hiatrika ny fifaninanana. 👊⚽
🔵 Alefa hatrany NGFC 🟣⚽

💜💙⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara

💜 TINARIVO ⚽💙 Anisan’ireo mpilalao nisongadina nandritra ny Championnat D3 i Tinarivo, mpanafika attaquant ao amin’ny No...
10/06/2026

💜 TINARIVO ⚽
💙 Anisan’ireo mpilalao nisongadina nandritra ny Championnat D3 i Tinarivo, mpanafika attaquant ao amin’ny Nouvelle Génération Espoirs.
⚽ Nahatafiditra baolina 7 izy nandritra ny fifaninanana ary isan’ireo mpampiditra baolina be indrindra tao amin’ny ekipantsika. Nandray anjara lehibe tamin’ny dian’ny NGFC Espoirs sy ny fahazoana ny tapakila hiakarana any amin’ny D2 izy.
👏 Mankasitraka ny ezaka sy ny fanoloran-tena nataonao ho an’ny ekipa.
💪 Tohizo hatrany , ary mirary fahombiazana sy vokatra tsara kokoa
💜 Alefa hatrany NGFC! ⚽🏆

💙💜⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara

📸 Retour en images | Demi-finale D3 ⚽💜 Sary vitsivitsy nandritra ny demi-finale. Niady hatramin’ny farany ny ekipantsika...
09/06/2026

📸 Retour en images | Demi-finale D3 ⚽
💜 Sary vitsivitsy nandritra ny demi-finale. Niady hatramin’ny farany ny ekipantsika.
👏 Misaotra anareo rehetra tamin’ny fanohanana👏

💙 Alefa hatrany NGFC 💜🏆⚽

💜💙⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara

🟣 Nouvelle Génération 🔵⚽ Préparation D2 💪 Mitohy ny fanomanana ary mifantoka tanteraka amin’ny D2 ny ekipantsika.✊ Vonon...
08/06/2026

🟣 Nouvelle Génération 🔵
⚽ Préparation D2 💪 Mitohy ny fanomanana ary mifantoka tanteraka amin’ny D2 ny ekipantsika.
✊ Vonona hiatrika fanamby vaovao
💜 Alefa hatrany NGFC ! 🏆⚽

💙💜⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara

🔚 Fin du match🟣 Nouvelle Génération Espoirs 4️⃣ - 5️⃣ MMFC Espoirs 🟡taorian'ny séance de tirs au but💜 Nifarana teto ny d...
06/06/2026

🔚 Fin du match
🟣 Nouvelle Génération Espoirs 4️⃣ - 5️⃣ MMFC Espoirs 🟡
taorian'ny séance de tirs au but
💜 Nifarana teto ny dianay tamin’ity fifaninanana ity. Na teo aza ny faharesena dia niady sy nanome ny tsara indrindra ny mpilalao nandritra ny lalao manontolo.
👏 Arahabaina ny MMFC - Maria Manjaka Football Club espoirs noho ny fahatafahany any amin’ny famaranana. Mirary fahombiazana ho anareo amin’ny dingana manaraka.
🙏 Mankasitraka indrindra ireo mpilalao, ny staff ary ireo mpanohana rehetra izay tsy nitsahatra nanohana anay hatramin’ny farany.

💙💜⚽ Yantsou Computer Coach Daniel - Fianara

06/06/2026
⚽ Fin du temps réglementaire 🟣 Nouvelle Génération Espoirs 0️⃣-0️⃣ MMFC Espoirs 🟡 Tsy nisy nahatafiditra baolina nandrit...
06/06/2026

⚽ Fin du temps réglementaire 🟣 Nouvelle Génération Espoirs 0️⃣-0️⃣ MMFC Espoirs 🟡
Tsy nisy nahatafiditra baolina nandritra ny fotoana ara-dalàna.
🎯 Hiditra amin’ny séance de tirs au but ny lalao
💜 Alefa NGFC 💙

90'2 Carton rouge racap 🟥0-0
06/06/2026

90'2
Carton rouge racap 🟥

0-0

HALF-TIME Nouvelle génération espoirs 🟣 0 - 0 MMFC - Maria Manjaka Football Club espoirs
06/06/2026

HALF-TIME
Nouvelle génération espoirs 🟣 0 - 0 MMFC - Maria Manjaka Football Club espoirs

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261340853317

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when N.G FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to N.G FC:

Share

Category