E-vente Fianarantsoa

E-vente Fianarantsoa 𝐿𝐸𝑆 𝑄𝑈𝐴𝐿𝐼𝑇𝐸́ 𝐸𝑇 𝐿𝐸 𝑃𝑅𝐼𝑋 𝐹𝐴𝐼𝑇 𝑃𝑂𝑈𝑅 𝑇𝑂𝑈𝑆 !�

✨ Tolotra manokana ho an’ny fikarakarana volo sy hatsarana ✨Ireo fitaovana matihanina hanatsarana ny bika aman’endrikao ...
19/02/2026

✨ Tolotra manokana ho an’ny fikarakarana volo sy hatsarana ✨

Ireo fitaovana matihanina hanatsarana ny bika aman’endrikao ao an-trano na salon🥰❤️

• TENDEUSE AVEC ACCESOIRES (EYUN) – 47.400 Ar
• TENDEUSE RECHARGEABLE MULTIFONCTION (SHAVER, EYUN)– 47.400 Ar
• TENDEUSE RECHARGEABLE AVEC ACCESSOIRES – 55.900 Ar
• BABYLISS (lisseur) – 33.800 Ar
• SÈCHE CHEUVEUX PERFORMANCE – 42.300 Ar
• BABYLISS (Reimington) – 67.600 Ar

🔥 Kalitao tsara ✔️ Vidiny mirary ✔️ Fitaovana feno ✔️

📍 E-vente Fianarantsoa
☎️0384943406
🛵 Livraison partout à Madagascar

SALAMA ABY E 🤩 HO ANAO IZAY MIJALY CHARGEUR IRETO MISY TSARA SADY MATANJAKA TSARA 💗👌🏻✅ BOÎTIER AVEC CÂBLE 3 EN 1 240V_45...
04/02/2026

SALAMA ABY E 🤩
HO ANAO IZAY MIJALY CHARGEUR IRETO MISY TSARA SADY MATANJAKA TSARA 💗👌🏻

✅ BOÎTIER AVEC CÂBLE 3 EN 1 240V_45W CHARGE RAPIDE
PRIX 35.100 AR /2PCS
✅ CÂBLE I-PHONE 1000MM
PRIX 10.400 AR
✅ MARQUE EYUN

RAHA LIANA IANAO AZA MISALASALA MANDEFA MP DIRECT NA MIANTSO
☎️ CONTACT 0384943406
📍 FIANARANTSOA
🛵 LIVRAISON PARTOUT À MADAGASCAR

🆕 *New Balance 530 - 2ème choix*  📏 *Pointures : 36 à 40*  💰 *Prix : 65.000 Ar seulement !*  ⚠️ Stock limité, premiers a...
11/10/2025

🆕 *New Balance 530 - 2ème choix*
📏 *Pointures : 36 à 40*
💰 *Prix : 65.000 Ar seulement !*
⚠️ Stock limité, premiers arrivés, premiers servis !
Parfaites pour un look stylé et confortable au quotidien 👟

☎️Contact/whatsapp 0384943406
🛵 Livraison Fianarantsoa et provinces

*Nouveauté TN 2024 🔥*  Pointure Disponible du 40 au 45  💸 84.000 Ar (en carton) + 5.000 Ar  ⚠️ Stock très limité — fais ...
10/10/2025

*Nouveauté TN 2024 🔥*
Pointure Disponible du 40 au 45

💸 84.000 Ar (en carton) + 5.000 Ar

⚠️ Stock très limité — fais vite !
🛵 Livraison Fianarantsoa et provinces
☎️Contact/whatsapp :038 49 434 06

Salama e ☺️ 💗 Boîtier, câble isan-karazany misy 3 en 1 Charge rapide, prix mini ⚡🔌 Misafidiana qualité à petit prix! 🔥 D...
20/09/2025

Salama e ☺️ 💗
Boîtier, câble isan-karazany misy 3 en 1
Charge rapide, prix mini ⚡🔌 Misafidiana qualité à petit prix! 🔥 Disponible dès maintenant
Prix à chaque photo 🙃
Manao livraison
Lieux Fianarantsoa
Tél 0384943406

Ireto ndray Ary no Azo atolotra antsika ☺️💗✅ *Latabatra multifonction 59.000 Ar*  Na hianarana, na hiarahana misakafo, n...
06/09/2025

Ireto ndray Ary no Azo atolotra antsika ☺️💗

✅ *Latabatra multifonction 59.000 Ar*
Na hianarana, na hiarahana misakafo, na hanoratana… tonga dia milamina!
📚✨ Mety amin’ny ankizy sy lehibe, misy loko sy sary manintona.

➡️ Mora entina, matanjaka, ary tsara endrika.
Tsy voafetra amin’ny asa tokana, fa azo ampiasaina amin’ny fomba maro!

🔖Fianarantsoa
☎️0384943406 whatsapp

Bonjour à tous 🫶🏼🥰*✨ Vera class & chic ho an’ny lanonana, trano fisakafoanana, na fandraisana vahiny! 🍷*➡️ *Golden Premi...
05/09/2025

Bonjour à tous 🫶🏼🥰
*✨ Vera class & chic ho an’ny lanonana, trano fisakafoanana, na fandraisana vahiny! 🍷*

➡️ *Golden Premium Glass* – 64.500 Ar
➡️ *Verre Classique* – 27.000 Ar
➡️ *Verre Rond Standard* – 29.000 Ar
➡️ *Verre Elegant Haut* – 59.000 Ar
➡️ *Set Verre kely (6 pcs)* – 62.000 Ar
➡️ *Verre Hoso-damosina* – 45.500 Ar

🛒 Kalitao ambony – Vidy mirary
☎️0384943406
🛵 Livraison manerana ny Madagascar 🇲🇬

*✨ Hanitra no miteny, fahatsapana no maharitra. ✨*  Sady mahafinaritra no miavaka, ireo parfum sélection spéciale ho an’...
05/08/2025

*✨ Hanitra no miteny, fahatsapana no maharitra. ✨*
Sady mahafinaritra no miavaka, ireo parfum sélection spéciale ho an’ny vehivavy sy lehilahy mitady *style, personnalité & élégance.*
✅ Tsirony manintona
✅ Mijoro amin’ny toetra
✅ Mety ho fanomezana tonga lafatra 🎁

Aleo tsy miteny be… fa aleo izy no mahatsiaro anao amin’ny hanitrao 💫
*Stock limité, alefa commande izao !*

📩 MP raha liana!
☎️Contact 0384943406

🌟 Smart Speaker & Micro K52 - Fety ao an-trano na eny rehetra eny! 🌈🎤 Micro & Baffle 2 en 1 – Afaka mihira karaoké, miha...
07/07/2025

🌟 Smart Speaker & Micro K52 - Fety ao an-trano na eny rehetra eny! 🌈

🎤 Micro & Baffle 2 en 1 – Afaka mihira karaoké, mihaino mozika, na miresaka
🌈 Hazavana RGB manova loko – Mamorona ambiance miavaka amin’ny alina
🔋 Batterie maharitra – Tsy mila manahy amin’ny courant
🎁 Design premium + mora entina (misy poignée tsara tarehy)
📱 Bluetooth & Bouton multifonction – Mora ampiasaina amin’ny finday rehetra

💸 Prix: 45.000 Ar
🚚 Livraison afaka atao manerana an’i Madagasikara
📩 Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny Laharana 0384943406 – Stock voafetra!

Salama e 🥰 🌟 GREEN LASER POINTER 303🔋 Batterie + chargeur USB📦 Ao anaty boîte tsara tarehy📌 Laser maitso mahery, lavitra...
12/06/2025

Salama e 🥰

🌟 GREEN LASER POINTER 303
🔋 Batterie + chargeur USB
📦 Ao anaty boîte tsara tarehy
📌 Laser maitso mahery, lavitra be!

✅ Hita izao – Aza tara!
📩 MP raha liana!
☎️Contact 0384943406

Address

Ambatovory
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-vente Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share