Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM

Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM, Sports League, Fianarantsoa.

XI TYPES J3 Championnat Régional Prémière Division Toy izao ary ny filahatr'ireo mpilalao nisongadina nandritrin'ny Lala...
25/02/2026

XI TYPES J3

Championnat Régional Prémière Division
Toy izao ary ny filahatr'ireo mpilalao nisongadina nandritrin'ny Lalao andro faha3.
GARDIEN DE BUT :
- Gauché (Fc betsileo )
DEFENSEUR :
- Gagay (Le Relais Sports )
- Hasina (Camp Robin Fc)
- Mika (Cospn Five)
- To (Cospn Five)
MILIEUX :
- Tsaroana (Ikalamavony Fc)
- Vini (Vas y Boaikely)
- Aina (Relais Sports)
- Bala (3611 City FC )
ATTAQUANTS :
- Toteny (Lion fc)
- Nicolas (303 city)

HOMME DU MATCH J3TSAROANA mpilalaon'ny IKALAMAVONY FC no mpilalao mendrika nandritra ny fihaonan'ny FC AmbatomenA -FCA s...
25/02/2026

HOMME DU MATCH J3
TSAROANA mpilalaon'ny IKALAMAVONY FC no mpilalao mendrika nandritra ny fihaonan'ny FC AmbatomenA -FCA sy ny IKALAMAVONY FC (1-1)

NICOLAS mpilalaon'ny 303 City FC no mpilalao mendrika nandritra ny fihaonan'ny 303 CITY sy ny Nantenaina FC ,lalao notan...
25/02/2026

NICOLAS mpilalaon'ny 303 City FC no mpilalao mendrika nandritra ny fihaonan'ny 303 CITY sy ny Nantenaina FC ,lalao notanterahina tany ambalavao.(1-1)

HOMME DU MATCH J3BALA mpilalaon'ny 3611 City FC no mpilalao mendrika ,nandritra ny fihaonan'ny ASUF FC - Université de F...
25/02/2026

HOMME DU MATCH J3
BALA mpilalaon'ny 3611 City FC no mpilalao mendrika ,nandritra ny fihaonan'ny ASUF FC - Université de Fianarantsoa sy ny 3611 CITY.(2-2)

HOMME DU MATCH J3HASINA mpilalaon'ny CAMP ROBIN FC no mpilalao mendrika nandritra ny lalao izay nihaonan'ny CAMP ROBIN F...
25/02/2026

HOMME DU MATCH J3
HASINA mpilalaon'ny CAMP ROBIN FC no mpilalao mendrika nandritra ny lalao izay nihaonan'ny CAMP ROBIN FC sy ny LAM Fc .(1-0)

HOMME DU MATCH J3GAUCHÉ mpilalaon'ny Fc betsileo  no mpilalao mendrika nandritra ny Lalao izay  nihaonan'ny Tsaraofana F...
25/02/2026

HOMME DU MATCH J3
GAUCHÉ mpilalaon'ny Fc betsileo no mpilalao mendrika nandritra ny Lalao izay nihaonan'ny Tsaraofana Football sy ny FC BETSILEO.

RESULTAT DU MATCH J3Championnat Régional Prémière Division Toy izao ireo vokatra rehetra ,nandritra ny andro faha 3.
25/02/2026

RESULTAT DU MATCH J3
Championnat Régional Prémière Division
Toy izao ireo vokatra rehetra ,nandritra ny andro faha 3.

  Championnat Régional Prémière Division Toy izao ny fandaharampotoana ny andro faha 4tohano ny Ekipanao
25/02/2026


Championnat Régional Prémière Division
Toy izao ny fandaharampotoana ny andro faha 4
tohano ny Ekipanao

HOMME DU MATCHChampionnat Régional Prémière Division J3MIKA vodilaharana afovoan'ny COSPN FIVE no voatendry ho mpilalao ...
24/02/2026

HOMME DU MATCH
Championnat Régional Prémière Division J3
MIKA vodilaharana afovoan'ny COSPN FIVE no voatendry ho mpilalao mendrika nandritra ny Lalao izay nihaonan'ny Le Relais Sports sy ny COSPN, andro faha3.
🔴 Ny Lalao izay nihaonan'ny klioba 2 tonta iny ihany koa no anisan'ny Lalao tsara sy mendrika indrindra tao anatin'ny andro faha3 izay , na dia nisaraka ady sahala aza (0-0) dia tsy nisy ny karatra nivoaka ,hoan'ny andaniny sy ny ankilany avy amin'ireo mpitsara ,fa samy naneho ny maha-teknisianina azy ny mpilalao tsirairay teny ambony kianja.

FULL TIMEChampionnat Régional Prémière Division J3Le Relais Sports 0 🆚 0 COSPN
21/02/2026

FULL TIME
Championnat Régional Prémière Division J3
Le Relais Sports 0 🆚 0 COSPN

HOMME DU MATCH J3Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM Championnat Régional Prémière Division TOTENY mpilalaon'i Lio...
21/02/2026

HOMME DU MATCH J3
Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM
Championnat Régional Prémière Division
TOTENY mpilalaon'i Lion Football Club no voatendry ho mpilalao mendrika nandritra ny fihaonan'ny Precisport sy ny LION FC (2-3).
Nahatafiditra Baolina 2 izy nandritra ny fihaonana tamin'ny PRECIS SPORTS Ary Baolina nampidirin'i TOTENY farany no nitondra azy ireo hahazo ny ISA 3 tamin'ity anio ity.

MI- TEMPSChampionnat Régional Prémière Division J3Le Relais Sports 0 🆚 0 COSPN FIVE
21/02/2026

MI- TEMPS
Championnat Régional Prémière Division J3
Le Relais Sports 0 🆚 0 COSPN FIVE

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261346718867

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ligue de Football Haute Matsiatra - LFBHM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category