Kitana FC

Kitana FC Faly miarahaba anao ny KINTANA FC



Beravina Fahasoavana

Voka-dalao an'io 20 juillet 2026. Match retour: nanao ady sahala manoloana an'   ni équipe tsika na dia nitarika aza izy...
21/07/2026

Voka-dalao an'io 20 juillet 2026. Match retour: nanao ady sahala manoloana an' ni équipe tsika na dia nitarika aza izy ireo👏👏🔥

2 - 2
⚽Georgio (🎯Tsila)
⚽Zaref

Lalao manaraka Talata 30 juin 2026🎮 kitana Fc vs  Fahasoavana FC🕛 11h-50min💫🏟️ Semipi Beravina 🔥
29/06/2026

Lalao manaraka Talata 30 juin 2026
🎮 kitana Fc vs Fahasoavana FC
🕛 11h-50min💫
🏟️ Semipi Beravina 🔥

Voka-dalao an'io Talata 16 Juin 2026, nanao ady sahala tamin'ny FC TEMAMIA ny équipe tsika⚽  1 - 1  ⚽ Faneva
23/06/2026

Voka-dalao an'io Talata 16 Juin 2026, nanao ady sahala tamin'ny FC TEMAMIA ny équipe tsika⚽
1 - 1
⚽ Faneva

Lalao Miverina ny  Talata 23 juin 2026🎮 kitana Fc vs  Fc TEMAMIA🕛 11h-50min💫🏟️ Semipi Beravina 🔥
21/06/2026

Lalao Miverina ny Talata 23 juin 2026
🎮 kitana Fc vs Fc TEMAMIA

🕛 11h-50min💫
🏟️ Semipi Beravina 🔥

Mirary Fetin’ny Ray sambatra ho anareo, Coach sy Zoky Zaref hajainay. Mankasitraka indrindra amin’ny fanohanana, ny fita...
21/06/2026

Mirary Fetin’ny Ray sambatra ho anareo, Coach sy Zoky Zaref hajainay. Mankasitraka indrindra amin’ny fanohanana, ny fitarihana ary ny ezaka rehetra ataonareo ho anay isan’andro. Ianareo dia toy ny ray manoro lalana sy manampy anay hahatratra ny tanjonay. Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anareo sy ny fianakavianareo. Misaotra indrindra amin’ny fitiavana sy ny fahatokisana anay


Voka-dalao an'io Talata 16 Juin 2026, nandresy ni équipe ni FC TEMAMIA ny équipe tsika👏⚽  3 - 2  ⚽ Tsila ⚽ Georgio (🎯 pa...
16/06/2026

Voka-dalao an'io Talata 16 Juin 2026, nandresy ni équipe ni FC TEMAMIA ny équipe tsika👏⚽
3 - 2
⚽ Tsila
⚽ Georgio (🎯 paulin)
⚽ Faneva

Lalao manaraka Talata 16 juin 2026🎮 kitana Fc vs  Fc TEMAMIA🕛 11h-50min💫🏟️ Semipi Beravina 🔥
13/06/2026

Lalao manaraka Talata 16 juin 2026
🎮 kitana Fc vs Fc TEMAMIA
🕛 11h-50min💫
🏟️ Semipi Beravina 🔥

🎉 Arahabaina nahatratra ny tsingerintaona nahaterahana, Zoky Malala  ZAREF! 🎉Ny fianakaviana lehibe ao amin'ny Club Kint...
13/06/2026

🎉 Arahabaina nahatratra ny tsingerintaona nahaterahana, Zoky Malala ZAREF! 🎉

Ny fianakaviana lehibe ao amin'ny Club Kinta FC dia mirary anao fahasalamana tsara, faharetana, fahombiazana ary fahasambarana amin'ny fiainana andavanandro.

Enga anie hitombo hatrany ny soa sy ny fitahian'Andriamanitra eo amin'ny fiainanao, ary hahita fahombiazana bebe kokoa amin'ny tetikasa rehetra ataonao.

⚽ Mirary taona vaovao feno fifaliana, fandresena ary fanambinana ho anao izahay.

🎂 Arahabaina nahatratra ny anniversaire-nao, Zoky Malala ZAREF! 🎂

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kitana FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share