FBCA Football Club de l'Amitié

Fahareseena 💔😔 Mavesatra no vokatra androany Na izany ary tsy Kivy fa mbola lava ny ady 🔥👊Manarina ny atao 😎Alefa fona 🔥...
15/08/2026

Fahareseena 💔😔 Mavesatra no vokatra androany
Na izany ary tsy Kivy fa mbola lava ny ady 🔥👊
Manarina ny atao 😎
Alefa fona 🔥👊

Mitohy fona ary tsy miemotra 👊Journée 06 FC KORINTIANINA VS FBCA  🔥SAMEDI 15 AOÛT 13H00 🔥ALEFA FONA 🔥🔥👑
11/08/2026

Mitohy fona ary tsy miemotra 👊
Journée 06 FC KORINTIANINA VS FBCA 🔥
SAMEDI 15 AOÛT 13H00 🔥
ALEFA FONA 🔥🔥👑

Fandresena indray no atolotra 🔥 Fbca 2  # 0 AJESAIJournée 5 Alefa fona 📸 Foot Fianara
01/08/2026

Fandresena indray no atolotra 🔥
Fbca 2 # 0 AJESAI
Journée 5
Alefa fona
📸 Foot Fianara

5eme journée 🔥 Samedi 01 AoutStade moderne AMPSAMBAZAHA fotona tsika ndray 👊⏳ 11H 00Alefa fona 🔥Foot Fianaranara
28/07/2026

5eme journée 🔥 Samedi 01 Aout
Stade moderne AMPSAMBAZAHA fotona tsika ndray 👊
⏳ 11H 00

Alefa fona 🔥Foot Fianaranara

25/07/2026

4 Journée zay vita tao anatin'ny Championnat de la ville 🔥
Bilan: 3 V- 1D
Plus gros écart 7-0 😎

Alefa fona 🔥

Fandresena tsisy ady hevitra lava be 🔥Mankasitra feno ny mpilalao Clean sheet 👊🔥Alefa🔥 👊 Crédit photo 📸 Foot Fianara
19/07/2026

Fandresena tsisy ady hevitra lava be 🔥
Mankasitra feno ny mpilalao
Clean sheet 👊🔥
Alefa🔥 👊
Crédit photo 📸 Foot Fianara

Lahady indray fotona @09 ora maraina 🔥Mila fandresena ary tsy maintsy 👊🏟️STADE AMPSAMBAZAHA ⌚09H00 ALEFA🔥🔥🔥🔥📸Foot Fianar...
15/07/2026

Lahady indray fotona @09 ora maraina 🔥
Mila fandresena ary tsy maintsy 👊
🏟️STADE AMPSAMBAZAHA
⌚09H00
ALEFA🔥🔥🔥🔥
📸Foot Fianara

Malgrés des moments de flottement et manque de concentration 😌, on est sortie victorieux 🔥Mbola maro zavtra mila jerena,...
10/07/2026

Malgrés des moments de flottement et manque de concentration 😌, on est sortie victorieux 🔥
Mbola maro zavtra mila jerena, sy atsaraina
3points aloha no zava-dehibe 👊
ALEFA 🔥🔥🔥🔥

Pas le temps de douter, fotoana tsika manaraka 👊Journée 3 Vendredi 10 Juillet 11h00 ⏳Stade AMPSAMBAZAHA 🏟️📸 Foot Fianara...
06/07/2026

Pas le temps de douter, fotoana tsika manaraka 👊
Journée 3 Vendredi 10 Juillet
11h00 ⏳
Stade AMPSAMBAZAHA 🏟️
📸 Foot Fianara
Alefa 🔥🔥🔥🔥🔥

Address

Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Telephone

+261341000681

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FBCA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FBCA:

Shortcuts

Share