MIRAY FC Ialananindro

MIRAY FC Ialananindro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MIRAY FC Ialananindro, Sports Team, IALANANINDRO, Fianarantsoa.

🏅FINAL TOURNOI VACANCES 2 ÈME ÉDITION 🏅Ireo sary nanamaeika ny famaranana ny tournoi 2 ème édition izay nokarakarain'ny ...
16/08/2026

🏅FINAL TOURNOI VACANCES 2 ÈME ÉDITION 🏅

Ireo sary nanamaeika ny famaranana ny tournoi 2 ème édition izay nokarakarain'ny klioba.

Ity fifaninanana ity izay nizara ho sokajy telo samihafa izay misokajy U13, U17 ary ny vehivavy.



"MIRAY FC..... TOUJOURS PRÊT"

🚨Voka-dalao anio:MIRAY FC 6️⃣ - 3️⃣ Fahasoavana FC ⚽⚽⚽Lehery ⚽Dani⚽Toto⚽ Romuald "MIRAY FC.... Toujours prêt"
29/07/2026

🚨Voka-dalao anio:

MIRAY FC 6️⃣ - 3️⃣ Fahasoavana FC
⚽⚽⚽Lehery
⚽Dani
⚽Toto
⚽ Romuald

"MIRAY FC.... Toujours prêt"

🎗️MATCH DE DÉFIT🎗️⚽ MIRAY FC IALANANINDRO 🆚 FAHASOAVANA FC🗓️ MERCREDI 29 Juillet ⏲️16h00🏟️Semipi"MIRAY FC... Toujours pr...
27/07/2026

🎗️MATCH DE DÉFIT🎗️

⚽ MIRAY FC IALANANINDRO 🆚 FAHASOAVANA FC
🗓️ MERCREDI 29 Juillet
⏲️16h00
🏟️Semipi

"MIRAY FC... Toujours prêt"

🏅 Tournoi de vacances ho any Boaikely 1ère Édition 🏅Tontosa soamatsara androany ny Tournoi de vacances ho any kilonga ke...
20/07/2026

🏅 Tournoi de vacances ho any Boaikely 1ère Édition 🏅

Tontosa soamatsara androany ny Tournoi de vacances ho any kilonga kely eto an-tanana izay nokarakarain'ny club FC IALANANINDRO eto amin'ny kianjany La Terrasse Ankijana.

Natao ho fanomboana fotsiny ihany ity fa efa manomboka ihany koa ny fisoratana anarana ho any 2 ème édition koa afaka miditra Mp izay manana zandrikely afaka mandray anjara amin'ity lalao ity.

N.B: Misy sokajy telo samihafa ny fifaninana ity dia ny sokajy U13, U17 ary misy ihany koa ny vehivavy.

Paul Ismaël Misaotra tamin'ny Fanampiana ara-pitaovana.

🚨Filazana🚨Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy. Izahay ato amin'ny club MIRAY FC Ialananindro dia manao ity fiant...
06/07/2026

🚨Filazana🚨

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy. Izahay ato amin'ny club MIRAY FC Ialananindro dia manao ity fiantsoana fivoriana na enao mpilalao ato na maniry ny hilalao ato amin'ny club.

Manao ity fanambarana ity fa misokatra ny fandraisana mpilalao vaovao maniry ny hilalao ato aminanay na sokajin-taona inona na inona ianao.

Raha Liana amin'ny ity club ity ary ianao dia manasa anao ho Tonga amin'ny fivoriana hiraisany rehetra izay atao ny 'ny_16h na koa hiantso ireto lahana ambany ireo.

0343925769
0345919218

"Miray isika, Mahery isika"

🚨 Terminé 🚨   1️⃣ - 1️⃣ MIRAY FC U17TAB:         ✅ 8      -       ❌7Nanao lalao sarotra ny équipe saingy nampiseo lalao ...
27/06/2026

🚨 Terminé 🚨
1️⃣ - 1️⃣ MIRAY FC U17

TAB: ✅ 8 - ❌7

Nanao lalao sarotra ny équipe saingy nampiseo lalao tsara ireo boaikely tsika.

Indrisy anafa fa resy ihany isika tany amin'ny fandakana ny pénalty.

"Milay zalah...Mirehareha anay manana any lisany e🔥⚽"

🚨Championnat U17 Ligue Haute Matsiatra🚨🆚  🗓️ 27 juin ⏱️ 14h"Ensemble vers la victoire !"
24/06/2026

🚨Championnat U17 Ligue Haute Matsiatra🚨
🆚
🗓️ 27 juin
⏱️ 14h

"Ensemble vers la victoire !"

🚨💣 C'est confirmé...Ity no vaovao azo ambara nandritra izay Andro maromaro izay satria dia efa azo antoka izao fa mandra...
23/06/2026

🚨💣 C'est confirmé...

Ity no vaovao azo ambara nandritra izay Andro maromaro izay satria dia efa azo antoka izao fa mandray anjara amin'ny fifaninanana izay karakarain'ny Ligue ny Haute Matsiatra.

🚨NOHON'NY CLUB MIRAY FC Ialananindro IZAY ATO ANATIN'NY CR Ialananindro DIA MBA MANAN-DRESAKA KELY IZAY ATO, MIALANTSINY...
03/06/2026

🚨NOHON'NY CLUB MIRAY FC Ialananindro IZAY ATO ANATIN'NY CR Ialananindro DIA MBA MANAN-DRESAKA KELY IZAY ATO, MIALANTSINY NOHON'NY ILAZANAY ITY FA SOMARY GABORARAKA NY RESAKA ORGANISATION NY TORNOI IZAY KARAKARAIN'NY COMMUNE.

TIAN'NY TANORA SY NY ANKIZY ARY NY MPANKAFY REHETRA NY KITRA, KA TSY TOKONY HO ATAO AMBANIN-JAVATRA NY FIKARAKARANA IZANY IZAY AZO ATAO TSARA. MBA ANENTANANA ANTSIKA MPIKARAKARA MBA HANAO IZANY ARAKA NY TOKONY HO IZY IZAY ARAHANA FANANTSARANA HATRANY

TONGA HIJERY BAOLINA NY MPIJERY NEFA INDRISY TSY LALAO BAOLINA KITRA NO HITA FA ZAVATARA HAFA IZAY TENA MAHAMENANATRA NY MPITIA KITRA REHETRA NY HITAN'IZY IREO.

FANANTSARANA AZONAY OMENA:
-FAMPIOFANANA NY MPITSARA IZAY TENA ILAINA
-FIFEHEZANA NY FIZOTRAN'NY LALAO NA NY EO AMBONIN'NY KIANJA NA NY MPIJERY.
-FAMPAHAFATARANA IREO TANORA IZAY METY ATAO SY TSY TOKONY HATAO EO AMIN'ITY SEHATRA ITY.

" TAIZAO AMIN'NY LALANA TOKONY HO IZY NY TANORA......."

MIRAY FC Ialananindro

🔚 D3 Section Fianarantsoa 🚨Tapitra atreto ny nofinofintsika ny hiakatra D2 amin'ity taom-pilalaovana ity satria dia resy...
29/05/2026

🔚 D3 Section Fianarantsoa 🚨
Tapitra atreto ny nofinofintsika ny hiakatra D2 amin'ity taom-pilalaovana ity satria dia resy😥 isika ary tsy afaka hiakatra amin'ny dingana manaraka aminy fifaninana intsony.

Na izany ary dia ndao isika hisaotra ireo mpilalao tsika ary hirary soa azy ireo amin'ny fanomanana ny taom-pilalaovana manaraka indray.

Aza adino ny fa avoaka eto ny statistiques📊 an'ireo mpilalaotsika tamin'ny ity fifaninana ity.

Address

IALANANINDRO
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MIRAY FC Ialananindro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category