Fandresena ezekiela

Fandresena ezekiela Sport

Aleo handeha zay  handeha fa ny anah efa mandeha hoazy
27/06/2025

Aleo handeha zay handeha fa ny anah efa mandeha hoazy

31/03/2021

ko rah tsy boy kely mptrk ao zah ko ,sa we hihodanana totapeta gah tena.

Tsiky sy tomany
04/07/2020

Tsiky sy tomany

Tiko ianao    Tiko loatra ianao ry silam_panahiko Tiko ho ahy mba ho reharehakoTiko mba ho ravak'ny tokantrakoTiko mba h...
10/03/2020

Tiko ianao


Tiko loatra ianao ry silam_panahiko
Tiko ho ahy mba ho reharehako
Tiko mba ho ravak'ny tokantrako
Tiko mba hiaraka mba hikoloko ny ankaniko

Akany zay naborintsika roa
Ka atsontsika hoe tontolo faharoa
Ilay ankany tsy mba fanadino
Dia izay nikolokolontsika rah/zay
Dia isika ny hitambatr ho iray

Ny rivotra mitsoka mora 2
Amonjy ilay akorantsika roa
Rivotra madio mamelobelona ny tontolo
Ny haizantsika hikolokolo

Address

Faratsiho
Faravohitra
0809FA

Telephone

+261337154491

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fandresena ezekiela posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category