Bevoay CF

Bevoay CF Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bevoay CF, Sports Team, Farafangana.

Efa magnakeky e dingagny famaragnagny gn'ekipa tsika  @ Tournoi zay atao ao lohatragnambo,ka mangataky fanoagnagny avy  ...
21/05/2024

Efa magnakeky e dingagny famaragnagny gn'ekipa tsika @ Tournoi zay atao ao lohatragnambo,ka mangataky fanoagnagny avy ndre vavaky da tsy magnino fa ilainay izany,alakamisy ho avy izao gne lalao 1/2 final @ Ambohigogo..miandrandra vokatry tsara itsika mba ho fahombiazagny heky koa gne ho hita indraiky ty...alefa Bevoay CF

Ny vokatra azontsika tamin'iny fifaninana 2e division iny.- 2e place, izay midika fa tafiakatra 1ère division.- Meilleur...
31/03/2024

Ny vokatra azontsika tamin'iny fifaninana 2e division iny.
- 2e place, izay midika fa tafiakatra 1ère division.
- Meilleur joueur, Hermande Fiherenantsoa izay elatra havia-tsika.

Mankasitraka zalah, @ 1ère division indray manao misy misy.

Misaotra ny coach sy ny mpanohana rehetra fa milay ianareo.

31/03/2024

Mankasitraka antsika rehetra t@ fanohanana. Marina fa niondrika t@ isa 2-0 izahay t@ ity finale ity fa mbola mitohy ny lalana. Manantena ny fanohananareo hatrany @ D1 ho avy tsy ho ela io. Misaotra be dia be anareo 🙏

Rendez-vous le dimanche 31 mars pour la grande finale.Manome fotoana antsika rehetra @ alahady ho avy izao ao @ kianjan'...
29/03/2024

Rendez-vous le dimanche 31 mars pour la grande finale.
Manome fotoana antsika rehetra @ alahady ho avy izao ao @ kianjan'ny Farafangana. Tongava maro hanohana ny équipe tsika. Mankasitraka mialoha ✊🙏

Match omaly :Bevoay CF 2 - 1  Izahay tsy be resaka, tsy be kabary, fa ny asa vita no ifampitsarana 💪. Rendez-vous en fin...
04/05/2023

Match omaly :
Bevoay CF 2 - 1

Izahay tsy be resaka, tsy be kabary, fa ny asa vita no ifampitsarana 💪. Rendez-vous en finale raha mila revanche 😛

Pour info : 4 matchs, 4 victoires ✌️

16/04/2023

Famintinana ny tournoi izay ataontsika @ zao :
* Tournoi Ambohigogo (deux matchs, deux victoires)
2 - 4 Bevoay CF
2 - 5 CF

* Tournoi du 26 juin (3 matchs, 3 victoires)
0 - 2 CF
0 - 4 CF
II 0 - 8 CF

Salama..Nandresy t@ isa 4 sy 0 gn'ekipatsika tandroan t@ lalao faha 2 izay nanigny...Mankasitrak ho anzay manoagn ab...a...
07/04/2023

Salama..Nandresy t@ isa 4 sy 0 gn'ekipatsika tandroan t@ lalao faha 2 izay nanigny...Mankasitrak ho anzay manoagn ab...ar vonogn hiezak hagnatsara s hiaro e voninahitr e tanagnitsika.

Match d'ouverture tournoi du 26 juin 2023 ⚽🎉🎊Bevoay FC 2 - 0 FC Barinjaka✌️ Miandry ny manaraka ndray 😁💪
26/03/2023

Match d'ouverture tournoi du 26 juin 2023 ⚽🎉🎊

Bevoay FC 2 - 0 FC Barinjaka
✌️ Miandry ny manaraka ndray 😁💪

Akory aby e, eto dia maneho ny fisaorana anareo rehetra nanohana sy naka anay hatramin'ny farany t@ tournoi izay natao t...
08/12/2022

Akory aby e, eto dia maneho ny fisaorana anareo rehetra nanohana sy naka anay hatramin'ny farany t@ tournoi izay natao tany farafangana. Marina fa tsy tratra ny tanjona izay napetraka satria dia resy t@ 1/8 de finale izahay t@ isa 0-0 (4-2 tirs au but), fa kosa mbola vonona hatrany izahay hitondra avo ny anaran-tsika ary mbola vonona hatrany handray anjara @ tournoi manaraka. Ankasitrahana ireo Ray amand-Reny t@ fanampiana ara-pitaovana sy ara-bola. Tsy ho voavalinay ny soa vitanareo. Mankasitraka indrindra tompoko.

04/12/2022

Akory aby e, tonga ity ny andro hanatontosana ny 1/8e de finale tsika eto Farafangana. Mangataka ny fanohanana avy aminareo hatrany. Manome toky izahay fa hanao ny ainay tsy ho zavatra eny ambony kianja.

Address

Farafangana

Telephone

+261349757584

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bevoay CF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category