Football Club Fonctionnaires de Fenerive-Est

  • Home
  • Football Club Fonctionnaires de Fenerive-Est

Football Club Fonctionnaires de Fenerive-Est Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Football Club Fonctionnaires de Fenerive-Est, Sports & Fitness Instruction, Sahavola, .

Match amical à MANOMPANA Samedi 23 novembre 2024 A 14h 00FC2F vs MANOMPANA FCFC2F VONONA AAA
22/11/2024

Match amical à MANOMPANA
Samedi 23 novembre 2024
A 14h 00

FC2F vs MANOMPANA FC

FC2F VONONA AAA

Faly miarahaba anw ekipany FC2F ( FOOTBALL CLUB DES FONCTIONNAIRES F/Est)  vanin'andro naterahanao niany 04/11/???? Mr A...
04/11/2024

Faly miarahaba anw ekipany FC2F ( FOOTBALL CLUB DES FONCTIONNAIRES F/Est) vanin'andro naterahanao niany 04/11/???? Mr Athanase
Mirary fety sambatra Sy hatratra tanjona hirinao.⚽⚽⚽🍻🎂🍻🎂

ZAFIMBOLOLONA Jean Neoda izy no filohan'ny Club FC2F Manomboka izao taona 2024.Mirary soa anao haleo ary halasana ny adi...
20/10/2024

ZAFIMBOLOLONA Jean Neoda izy no filohan'ny Club FC2F Manomboka izao taona 2024.
Mirary soa anao haleo ary halasana ny adidy sy andraikitra izay hiantsoroanao ary mirary fahasalamana ho anao hatrany.

FC2F VONONA AAA
FC2F VONONA AAA
FC2F ALLEZ YYY

FC2F CHAMPION REGIONAL 40 ans plus 2024 Félicitations zalahy, agny Ambanja rdv amin'ny volana novambraMankasitraka antsk...
16/09/2024

FC2F CHAMPION REGIONAL 40 ans plus 2024

Félicitations zalahy, agny Ambanja rdv amin'ny volana novambra

Mankasitraka antska jiaby nanohagna sy niady hoan'ny ekipantsika.

Championnat régional vétéran 40 plusTafita @ dingana famaranana ny Club FC2F rehefa nandavo ny ekipan'ny Ampasimbe tamin...
14/09/2024

Championnat régional vétéran 40 plus
Tafita @ dingana famaranana ny Club FC2F rehefa nandavo ny ekipan'ny Ampasimbe tamin'ny isa 2 à 1

Grand final ny alahady 15/09/24 ho avy izao amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro

AS V SOANIERANA IVONGO vs FC2F

MITONGAVA MARO HANOHANA NY EKIPANTSIKA

Championnat régional vétéran 40 plus, izay karakarain'ny Ligue de football Analanjirofo ahitana mpandray anjara miisa 10...
12/09/2024

Championnat régional vétéran 40 plus, izay karakarain'ny Ligue de football Analanjirofo ahitana mpandray anjara miisa 10 :
⚽ AS V VAVATENINA
⚽ AS V MANANARA-NORD
⚽ AS V AMPASIMBE MANANTSATRANA
⚽ AS V SOANIERANA IVONGO
⚽ FC CONDOR
⚽ FC MARTEAUX
⚽ AS MAHAMBO
⚽ FC 2F
⚽ AS VMF
⚽ FC BANDY AKAMA

Ka anisany tafiakatra amin'ny dingana manasadalana ny FC 2F na Football Club des Fonctionnaires de Fenerive-Est ny zoma 13 septembre ho avy izao amin'ny 3 ora tolakandro ka manasa antsika ho tonga anohana ny ekipantsika.

AS V AMPASIMBE vs FC2F

🎂 Nous souhaitons un joyeux anniversaire à notre numéro 5, Emeraldo dit Medo, qui fête aujourd'hui ses 26 ans.  #𝕋𝕖𝕒𝕞𝗙𝗖2...
01/10/2022

🎂 Nous souhaitons un joyeux anniversaire à notre numéro 5, Emeraldo dit Medo, qui fête aujourd'hui ses 26 ans.

#𝕋𝕖𝕒𝕞𝗙𝗖2𝗙 ⚫🔴

Joyeux anniversaire Ramaronandrasana Bienvenu JuliotMeilleures vœux 🎂🎂🎂🎂Force en vous avec les équipes FC2F
29/09/2022

Joyeux anniversaire Ramaronandrasana Bienvenu Juliot
Meilleures vœux 🎂🎂🎂🎂
Force en vous avec les équipes FC2F

Address

Sahavola

509

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Football Club Fonctionnaires de Fenerive-Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility?

Share