Tournoi foot à 7 coupe omby 3 éme édition à Imerinakely

Tournoi foot à 7 coupe omby 3 éme édition à Imerinakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tournoi foot à 7 coupe omby 3 éme édition à Imerinakely, Sport & recreation, Imerinakely Tritriva, Betafo.

Lalao alahady 30 Aogositra 2026 📣📣
26/08/2026

Lalao alahady 30 Aogositra 2026 📣📣

FAMPANDRENESANANoho ny fahoriana mianjady amin’ny mpikarakara, dia ampahafantarina antsika rehetra fa hajanona ny lalao ...
22/08/2026

FAMPANDRENESANA

Noho ny fahoriana mianjady amin’ny mpikarakara, dia ampahafantarina antsika rehetra fa hajanona ny lalao izay tokony hatao rahampitso 23 Aogositra 2026.
Miala tsiny indrindra amin’ireo mpilalao, mpankafy ary mpanohana rehetra izahay noho izao fanovana tampoka izao.
Mankasitraka sahady amin'ny fandaminana sy fandeferanareo izahay amin’izao fotoan-tsarotra izao. Ny daty sy ny fandaharam-potoana vaovao momba ny lalao dia hampahafantarina rehefa voafaritra.

Mankasitraka indrindra anareo rehetra amin’ny fandaminana tompoko!!

Lalao Alahady 23 Août 2026📣📣📣
18/08/2026

Lalao Alahady 23 Août 2026📣📣📣

Vokatry ny lalao alahady 16 jona 2026  soldats 0-1 City Fc  lion 1-2 Beravina c-fc  famille 0-0 Fc lion 'Anjanamasy 3-0 ...
16/08/2026

Vokatry ny lalao alahady 16 jona 2026
soldats 0-1 City Fc
lion 1-2 Beravina c-fc
famille 0-0 Fc lion
'Anjanamasy 3-0 Baramena

📣📣
15/08/2026

📣📣

Ity aloha ny filaharana vonjy maika hoan'ny Poule A🏆
13/08/2026

Ity aloha ny filaharana vonjy maika hoan'ny Poule A🏆

Ity aloha ny programatsika ny alahady 16 août 2026 💯Mbola miandry confirmation ny 1 ère sy 2 ème match fa  hampita eo ih...
12/08/2026

Ity aloha ny programatsika ny alahady 16 août 2026 💯
Mbola miandry confirmation ny 1 ère sy 2 ème match fa hampita eo ihany ny vaovao 📅📅

Vokatry ny lalao Alahady  09 Août 2026 🟨FC TRAFFIC 2-1 City fc🟨FC trican 3-0 Espoir Belazao🟨Bambou FC 2-2 FC triton 🟨3.C...
10/08/2026

Vokatry ny lalao Alahady 09 Août 2026

🟨FC TRAFFIC 2-1 City fc
🟨FC trican 3-0 Espoir Belazao
🟨Bambou FC 2-2 FC triton
🟨3.Com 0-2 FCM
🟨2FT 2-2 Beravina C-FC
🟨15 requin 3-0 FCA
🟨15 Requin 2-0 3.Com

Ity indray ny match alahady 09 Août 2026📅
04/08/2026

Ity indray ny match alahady 09 Août 2026📅

Address

Imerinakely Tritriva
Betafo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tournoi foot à 7 coupe omby 3 éme édition à Imerinakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share