La Piscine

La Piscine Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Piscine, Public swimming pool, Ambalanomby, Befandriana Nord.

🔥 FANDRISIAGNA! ⚽🏆Arahabaigny zareo veterantsika! 👏🇲🇬Nandresy 2–1 nanoloagna ny Veterans de Port-Bergé💪🔥Bravo vétérans! ...
23/08/2026

🔥 FANDRISIAGNA! ⚽🏆

Arahabaigny zareo veterantsika! 👏🇲🇬
Nandresy 2–1 nanoloagna ny Veterans de Port-Bergé💪🔥

Bravo vétérans! Fandrisiagna mendriky! 👏🎉
Befandriana Avaratra, Mahajanga, Madagascar La Piscine

🌊 Ry Befandriana avaratra, miomàna! 💙Misy toerana vaovao hanomezagna fahafinaretagna sy fialam-boly ho avy tsy ho ela......
22/07/2026

🌊 Ry Befandriana avaratra, miomàna! 💙
Misy toerana vaovao hanomezagna fahafinaretagna sy fialam-boly ho avy tsy ho ela...
LA PISCINE dia HISÔKATRA TSY HO ELA! 🏊‍♂️✨
Toeragna natao hialagna sasatra, hifalian'ny fianakaviagna sy ny namagna, ary hamoronagna fahatsiarovagna tsy hay hadinogny.
⏳ Araho hatrany ny page nay fa efa marikitry ny fanokoafagna ofisialy!

🏆 HAKANTON'NY FINALE : ANKAZAMBO 🆚 FC CANETTE ! 💥Tsisy nety lembenigny ! 3 sy 3 ny isan'ny score teo amin'ny ANKAZAMBO (...
26/06/2026

🏆 HAKANTON'NY FINALE : ANKAZAMBO 🆚 FC CANETTE ! 💥
Tsisy nety lembenigny ! 3 sy 3 ny isan'ny score teo amin'ny ANKAZAMBO (maillot bleu) sy ny FC CANETTE (maillot fôtsy). Samy mendriky ny ho tompondaka ny roa tonta !

🤝 Himpôdy ny match !
Koa satria mbola mitovy ny score, dia hahemotra amin'ny fotoagna magnaraka ny match hamaritagna izay tegna handrombaka ny fandrisiagna.

🔔 Araho marikitry ny page!
Hambara eto afaka fotoagna fohy ny daty vaovao.

👇 Sorato amin'ny fanehoan-kevitry (commentaire) : Azovy araka ny hevitrao no hibata ny amboara amin'ny magnaraka izay azahoanao loka maventy. 🔵 sa ⚪ ?




Nifaragna tamin’ny isa 3 noho 3 ny sôma nifanaovan’ny FC Canette sy Ankazambo, tafaran’ny fifanintsagnagna nahafinaritry...
25/06/2026

Nifaragna tamin’ny isa 3 noho 3 ny sôma nifanaovan’ny FC Canette sy Ankazambo, tafaran’ny fifanintsagnagna nahafinaritry sy nahery vaika.
Noho ny antony tsy azo ialagna dia nahemotra amin’ny daty manaraka ny tohiny, ary hambara amin’ny fotoana manaraka ny daty vaovao.
🙏 Mankasitraka indrindra ireo mpisôma, mpanohagna ary mpiara-miombon’antoko jiaby tamin’ny fanohanagna sy ny fahatongavagna.
⚽ FC Canette 3️⃣ - 3️⃣ Ankazambo
📅 Nahemotra amin’ny daty manaraka ny lalao.

🏆⚽ Tonga ny fotoagna maventy! Nizny 25 Jona amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin'ny terrain Hotahota no hifandona ...
25/06/2026

🏆⚽ Tonga ny fotoagna maventy! Nizny 25 Jona amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin'ny terrain Hotahota no hifandona amin'ny famaragnagna ny FC Canette sy Ankazambo. Aza adino fa tantara no hosoratagna! 🔥🏆

🏆 Tonga amin’ny dingana manasa-dalana isika! 🏆Mankasitraka ireo ekipa jiaby nandray anjara hatreto. 👏Miambigny antsika n...
16/06/2026

🏆 Tonga amin’ny dingana manasa-dalana isika! 🏆
Mankasitraka ireo ekipa jiaby nandray anjara hatreto. 👏
Miambigny antsika ny sôma manasa-dalana izay hatao ny 19 Jona:

⚽ 13h00 : Canette vs Ambilomavo
⚽ 15h00 : Tsararivotra vs Ankazambo

Tongava maro hanohagna ireo ekipa! 🔥
Mirary fahombiazagna ho an’ny mpisôma jiaby. 💪⚽

⚽🏆 FIFANINANAGNA COUPE ÔMBY 🏆⚽📢 Magnasa antsika jiaby ny LA PISCINE AMBALANOMBY hagnatrika ny fifaninagnana baolina kitr...
05/06/2026

⚽🏆 FIFANINANAGNA COUPE ÔMBY 🏆⚽

📢 Magnasa antsika jiaby ny LA PISCINE AMBALANOMBY hagnatrika ny fifaninagnana baolina kitra lehibe izay hotanterahina amin’ity :

📅 Asabotsy 06 Jona
📍 Terrain Lycée Befandriana

Tongava maro hanôhagna ireo ekipa mpandray anjara sy hankafy andro iray feno fanatanjahantena, fifaninagnagna ary fifaliagna!

🔥 Lalao mampientagnentagna
⚽ Ekipa maro hifaninagna
🎉 Fialamboly sy fiarahagna

Aza adino ary fa fotoagna iray hampivondrogno ny tanora sy ny mponigny jiaby eto Befandriana izao.

👉 Tongava maro, manasa namagna sy fianakaviagna!

La Piscine Ambalanomby
"Toeragna araiky, fahafinaretagna maro!"

⚽🏆

Hazavagna, lamoziky ary hafaliagna…Mivadiky fety ny lalabe ✨💃🏾🕺🏾
02/02/2026

Hazavagna, lamoziky ary hafaliagna…
Mivadiky fety ny lalabe ✨💃🏾🕺🏾

Address

Ambalanomby
Befandriana Nord
411

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Piscine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share