30/08/2026
🏆 MEILLEUR TEAM 🏆
⏱️ TOP CHRONO 🏆
🔥 ZAY NY VITA !
Tournoi SOROGNO – AMBANJA 🐓🏆
🙏 Isaorana manokana ny Organisateurs noho ny fikarakarana, ary isaorana ihany koa ny mpapiady rehetra izay tonga teto Ambanja sy nandray anjara tamin’ity tournoi ity.
🤝 Misaotra tamin’ny fifanajana sy ny firaisankina.
💪 Team Scorpion — hatrany amin’ny avo! 🦂🔥