Bira CultuSport

Bira CultuSport La plateforme qui unit le Sport et la Culture au coeur de Bira

??     ⛹️ /   ⛹️‍♀️🗓️22 au 30 Août 2026 | Ambositra📌Manana solontena 6 isika   :🔴 Garçons : YBC Vakinankaratra SBC Vakin...
21/08/2026

??
⛹️ / ⛹️‍♀️
🗓️22 au 30 Août 2026 | Ambositra📌

Manana solontena 6 isika :
🔴 Garçons :
YBC Vakinankaratra
SBC Vakinankaratra
BCI 104 Ambatolampy

🟢Filles :
FF PRO BCTM Vakinankaratra
PHOENIX Vakinankaratra
JEA Vakinankaratra

☑️ Répartition des Poules :👇👇👇

⁉️✨Iza ihany koa Ilay mirevy   sy   ary   eto  ??? TAOMY ETO NY AKAMA 🤙🤟🤟🤟⚠️ Sao tara sy hiteny hoe tsy naharaka an'ity ...
20/08/2026

⁉️✨Iza ihany koa Ilay mirevy sy ary eto ???
TAOMY ETO NY AKAMA 🤙🤟🤟🤟

⚠️ Sao tara sy hiteny hoe tsy naharaka an'ity eo indray 👇👇👇

⁉️Iha aby le ankizy le Mcrush2 @   ireny a❓❓🤣 Ndao hijery live milay be an'lery 👇👇Ao B'Art Haingo
20/08/2026

⁉️Iha aby le ankizy le Mcrush2 @ ireny a❓❓🤣

Ndao hijery live milay be an'lery 👇👇
Ao B'Art Haingo

🔥⚽     🗓️👇👇
19/08/2026

🔥⚽

🗓️👇👇

💥MEDALY 23  HO AN'NY FARITRA VAKINANKARATRA! 🏆🇲🇬​Nampiseho ny fahaizany sy nahitana haavo teknika ambony ireo atleta 33 ...
18/08/2026

💥MEDALY 23 HO AN'NY FARITRA VAKINANKARATRA! 🏆🇲🇬

​Nampiseho ny fahaizany sy nahitana haavo teknika ambony ireo atleta 33 nisolo tena an'i Vakinankaratra tamin'ny "Championnat de Madagascar sur Piste" natao tao amin'ny Stade Municipal Alarobia.

​👉 Ireto ny medaly nentina nody:(23)

​🥇 Medaly Volamena 9 (7 Jeunes + 2 Seniors)
​🥈 Medaly Volafotsy 8 (Jeunes)
​🥉 Medaly Alimo 6 (Jeunes)

​🗓️ Tsiahivina fa ny 31 jolay – 2 aogositra no nifaninanana ny Catégories Jeunes, ary ny 7 – 9 aogositra ny Toutes Catégories (Seniors).

📸 Ninah Randriah 🙏

👇🏉     👇👇👇🔥Lalao famaranana🔥👇👇
18/08/2026

👇🏉 👇
👇👇🔥Lalao famaranana🔥👇👇

📸👇 vitsy2 nandritry ny famaranana ny hetsika   👇👇
17/08/2026

📸👇 vitsy2 nandritry ny famaranana ny hetsika 👇👇


⚽🔥Tontosa soa aman-tsara ny Dingana voalohany izay natao teto amin'ny Stade Vélodrome (Site Antsirabe).Nahazo ny tapakil...
16/08/2026

⚽🔥Tontosa soa aman-tsara ny Dingana voalohany izay natao teto amin'ny Stade Vélodrome (Site Antsirabe).

Nahazo ny tapakila ho amin'ny dingana manaraka amin'izany ny FC ZANAGASY sy ny GNFC teo amin'ny fiadiana ny D2 NATIONAL.

Eo amin'ny "championnat National football féminin" kosa dia nahazo ny tapakila ho amin'ny dingana manaraka ihany koa ny Disciples FF sy ny FC Pablo.

Ny sy ny moa dia solontenan'i Vakinakaratra.

15/08/2026
🏃‍♂️🌿 HO ANAO MPANKAFY TRAIL, TIA FANATANJAHAN-TENA ARY MPANKAFY NY TONTOLO MAINTSO ! 🌿🏃‍♀️ 👇👇👇👇
14/08/2026

🏃‍♂️🌿 HO ANAO MPANKAFY TRAIL, TIA FANATANJAHAN-TENA ARY MPANKAFY NY TONTOLO MAINTSO ! 🌿🏃‍♀️ 👇👇👇👇

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bira CultuSport posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share