ABCA BODY Haltero BIRA

ABCA BODY Haltero BIRA Ny ABCA dia club iray mivoy ny taranja Halterophilie,Body Building,Mas wrestling,et
Eto Antsirabe ,m

26/08/2026
SARY ROA VANIMPOTOANA ROA SAMY HAFA ,MILA FAHARENTANA SY DISCIPLINE  NY KONTRANA ,Tongava mitaiza tena aty amin ny ABCA ...
26/08/2026

SARY ROA VANIMPOTOANA ROA SAMY HAFA ,
MILA FAHARENTANA SY DISCIPLINE NY KONTRANA ,
Tongava mitaiza tena aty amin ny ABCA GYM ,AMBOHIMENA,fa vonona hamaly ny hetahetanao izahay amin ny traikefa izay anananay
by COACH BLACK SOLID

NY TENAKO COACH BLACK SOLID  FONDATEUR NY CLUB ABCA DIA MANEHO FISAORANA FENO HOAN FEDERATION MALAGASY D HALTEROPHILIE E...
07/07/2026

NY TENAKO COACH BLACK SOLID FONDATEUR NY CLUB ABCA DIA MANEHO FISAORANA FENO HOAN FEDERATION MALAGASY D HALTEROPHILIE ET DE MUSCULATION ET DU CULTURISME (FMHMC) TONGA NY FITAOVANA HOAN HALTEROPHILIE ,MITOHY NY ASA.
BLACK SOLID

ireo solontena ny club ntsika nanatrika ny séminaire nationale des athlètes izay nokarakarain ny COM (COMITE OLYMPIQUES ...
05/06/2026

ireo solontena ny club ntsika nanatrika ny séminaire nationale des athlètes izay nokarakarain ny COM (COMITE OLYMPIQUES MALAGASY ) teto Antsirabe
FABIA SY FABIEN = HALTEROPHILIE
SY PAPATSY =MAS WRESTLING
ISAORANA NY MPIKARAKARA SY NY EKIPA NY COM
📸 indrana Com & Fabia

ANISANY MANDRAY ISIKA ABCA AMIN ALALAN NY HALTÉROPHILE SY MAS WRESTLING  TONGAVA MARO MANOTRONA SY MIJERY NY SABOTSY 06 ...
01/06/2026

ANISANY MANDRAY ISIKA ABCA AMIN ALALAN NY HALTÉROPHILE SY MAS WRESTLING TONGAVA MARO MANOTRONA SY MIJERY NY SABOTSY 06 JUIN 2026 MISY STADE TSIKA ENY HOANAREO LIANA TE HIANATRA SY HAKA TOROHEVITRA

21/05/2026

REHEFA MANDROSO DIA MANDRESY
MIARAKA AMIN I COACH BLACK SOLID



Izy 5 mianadahy ireto HonoratFabia Sabrina Tahinasoa Papatsy Dia samy voahatso tao anaty ekipam pirenena ny fibatana fon...
14/05/2026

Izy 5 mianadahy ireto
Honorat
Fabia
Sabrina
Tahinasoa
Papatsy
Dia samy voahatso tao anaty ekipam pirenena ny fibatana fonjamby tamin ny JIOI 2023
VOKATRA ABCA

Njiva zandrikely ny ABCA efa lasa coach Amin izao sady coach sportif izy no athlète haltérophilie ary coach de danse iha...
14/05/2026

Njiva zandrikely ny ABCA efa lasa coach Amin izao sady coach sportif izy no athlète haltérophilie ary coach de danse ihany koa
VOKATRA ABCA

ANISANY MANANA SOLONTENA AO ANATY EKIPAM PIRENENA ,HADEHA HIARO NY VONINAHITR I MADAGASCAR ANY ÉGYPTE AMIN TARANJA HALTÉ...
09/05/2026

ANISANY MANANA SOLONTENA AO ANATY EKIPAM PIRENENA ,HADEHA HIARO NY VONINAHITR I MADAGASCAR ANY ÉGYPTE AMIN TARANJA HALTÉROPHILIE ISIKA ABCA,
Amin alalan i TIAVINA ANDRIAMITANTSOA FABIA
Allez y TIAVINA FABIA
Allez y TEAM MADAGASCAR
Merci FMHMC
Merci NATELO COMP
Coach BLACK SOLID
📸 indrana

TONGAVA MIKONTRANA ATO AMIN ABCA AMBOHIMENA ANTSIRABE VONONA IZAHAY HANDRAY ANAO AMPITIAVANA BE
09/05/2026

TONGAVA MIKONTRANA ATO AMIN ABCA AMBOHIMENA ANTSIRABE VONONA IZAHAY HANDRAY ANAO AMPITIAVANA BE

Address

0708H436 AMBOHIMENA SUD
Antsirabe
110

Telephone

+261347457911

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ABCA BODY Haltero BIRA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ABCA BODY Haltero BIRA:

Shortcuts

Share