SMART City FC

SMART City FC Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SMART City FC, Sports Team, Antsirabe.

Ny SMART CITY FOOTBALL CLUB dia fikambanana tanora lahy maromaro mitovy fijery sy manana tanjona ary tia ny baolina kitra ka mivondrona ho klioba sy mandray ireo lalao federaly eto amin'ny ligin'ny baolina kitra eto Vakinankaratra.

🏆 JEU DE PRONOSTICS – NIGERIA 🇳🇬 vs 🇲🇬 MADAGASCAR Organisé par SMART CITY FC ANTSIRABE📋 Fitsipiky ny lalao :Score: Lazao...
24/09/2026

🏆 JEU DE PRONOSTICS – NIGERIA 🇳🇬 vs 🇲🇬 MADAGASCAR
Organisé par SMART CITY FC ANTSIRABE📋 Fitsipiky ny lalao :Score: Lazao hoe firy sy firy ny score (ohatra: 2-1, 0-0, sns).Buteur(s): Iza no mpilalao hahafaty but amin’ny lalao.
Abonnement: Mi-abonné ny page SMART CITY FC.
Identification: Mi-identifier namana dimy anaty commentaire.
Fanentanana: Miantso azy ireo hi-abonné ny page sy hilalao.🎁 LOKA HO AN’IZAY MAHAMARINA:
👉 MAILLOT BAREA ofisialy ho an’ny mpandresy 🎉
🕕 Faran’ny fandraisana anjara:
Zoma 26 Septambra 2026 – amin’ny 6 ora hariva.

🎉 SOUTENEZ VOTRE CLUB – SMART CITY FC ANTSIRABE!🎒 Sac au dos Manjakely amidy ho fanohanana ny klioba!✅ Antonona godasy✅ ...
22/09/2026

🎉 SOUTENEZ VOTRE CLUB – SMART CITY FC ANTSIRABE!
🎒 Sac au dos Manjakely amidy ho fanohanana ny klioba!✅ Antonona godasy
✅ Raitra kely
✅ Vidiny 10.000Ar monja📞 0340918331
📘 Page : SMART City FC👉 Raiso ny anao anio, asehoy ny fanohananao ny ekipantsika! 💚💛⚽

Andao hiara hisalahy hanohana ny tanora 🤝🚌Sortie kely ho fanomanana sahady ny taom-pilalaovana 2026-2027⚽⚽🏟️ Kianja CFFA...
22/09/2026

Andao hiara hisalahy hanohana ny tanora 🤝
🚌Sortie kely ho fanomanana sahady ny taom-pilalaovana 2026-2027⚽⚽
🏟️ Kianja CFFA ANDOHARANOFOTSY ANTANANARIVO

fans
Articles Sportif Aina Miventso

Tongasoa indray aloha ireto Ilay vert noir sisa anefa no dispoPt 38 (Adidas copa frip)
18/09/2026

Tongasoa indray aloha ireto
Ilay vert noir sisa anefa no dispo
Pt 38 (Adidas copa frip)

Ny fandraisanao anjara no anisany fanohananao club🙏🙏🙏💥Tsy opération cake fa opération Sac au dos - Azo itondrana godasse...
12/09/2026

Ny fandraisanao anjara no anisany fanohananao club🙏🙏🙏

💥Tsy opération cake fa opération Sac au dos
- Azo itondrana godasse
- Afaka entina miasa
- Afaka atao amin'izay ilaivanao azy

💌 10.000ar monja

Hitanao any mpikambana SMART City FC tsirairay sy aty amiko

🎒40isa ihany fa aza tara

12/09/2026

Avec SMART City FC – Je figure pour la première fois sur sa liste des interactions hebdomadaires en faisant partie de ses followers les plus actifs !

03/09/2026
Go les gars💚💛
03/09/2026

Go les gars💚💛

🇲🇬Manaova fety sambatra daholo🇲🇬💥🎇🎆🎉🎊🧨Articles Sportif Aina Miventso
25/06/2026

🇲🇬Manaova fety sambatra daholo🇲🇬
💥🎇🎆🎉🎊🧨
Articles Sportif Aina Miventso

10/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tsilavina Mandaharisoa, Onjaniaina Rabe, Herizo Andrianirina

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SMART City FC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share