Shaggy Dance Club - SDC

Shaggy Dance Club  - SDC Cours de Danse de salon ,Danse Sportive, et Danse Latine , Antsirabe - vatofotsy

Ndao daoly Ary 👌👌👌
04/10/2023

Ndao daoly Ary 👌👌👌

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny tenako ,noho ny antony manokana Dia nitsahatra kely ny cours sy ny Club ,noho i...
04/10/2023

Faly miarahaba antsika rehetra indray ny tenako ,noho ny antony manokana Dia nitsahatra kely ny cours sy ny Club ,noho izany Dia manambara aho fa efa misokatra indray ny cours ,koa ho antsika mpianatra tato sy izay maniry ny ianatra danse de salon,sportive,latine Dia tongava fa ianareo sisa no endrasana .
Ho any izay maniry ny hianatra danse kosa Dia aza misalasala manoratra Mp aty amiko na miantso ny laharana 0345055855 (coach Shaggy)

Address

Miaramasoandro Vatofotsy
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shaggy Dance Club - SDC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category