Tafita ATL

Tafita ATL 💪💪HANDRESY💪💪
💪💪HAHOMBY💪💪
💪💪MATOKY💪💪
💪💪EZAKA💪💪

🔥 SAHIA MISEHO 🔥
"

17/10/2026

TSY NISASA NANDRITRA NY 50 TAONA... DIA INONA KOA ??

ABONNEZ-VOUS

16/10/2026

DIMY TAONA IZY DIA EFA NITERAKA SAHADY...

15/10/2026

MBA TE HITOVY AMIN'NY IZY KAY LASA HORREUR 😭🫠...

14/10/2026

14 Oktobra 1958 - 14 Oktobra 2026
Araho ny tantara ...

13/10/2026

AZONAO VE ILAY TENY HOE SAHIA MISEHO??

11/10/2026

AFAKA 50 TAONA AFRIKA ANDAO RESAHANA

NY KELY ANIO, NO LEHIBE RAHAMPITSO.Aza atao tsinontsinona ny dingana kely ataonao anio.Mety ho kely aminao izy, fa mety ...
08/10/2026

NY KELY ANIO, NO LEHIBE RAHAMPITSO.

Aza atao tsinontsinona ny dingana kely ataonao anio.
Mety ho kely aminao izy, fa mety ho fiandohan’ny zavatra lehibe eo amin’ny fiainanao.

Mianatra kely ianao.
Miezaka kely ianao.
Manao fanazaran-tena kely ianao.
Mamorona zavatra kely ianao.
Mandroso kely ianao.

Tohizo. Aza mijanona.

Satria tsy ny hafa no mamaritra ny halehiben’ny dianao, fa ny faharetanao manohy azy.

Ny kely ataonao anio, no lehibe rahampitso. 🔥

07/10/2026

FONY BALEINE 🐳...

04/10/2026

MBA FATATRAO VE..

TSY MILA SITRAKA, FA MILA FITIAVANATsy hoe rehefa manao zavatra iray aho dia mila sitraka avy amin’olona.Tsia. Tsy mila ...
03/10/2026

TSY MILA SITRAKA, FA MILA FITIAVANA

Tsy hoe rehefa manao zavatra iray aho dia mila sitraka avy amin’olona.

Tsia. Tsy mila sitraka aho, fa mila fitiavana.

Nanao zavatra maro aho.

Nianatra aho — namaky boky, nikaroka fahalalana, nianatra teny sy haitao vaovao mba hampivoatra ny tenako.

Niasa aho — niezaka, niatrika fahasahiranana, nandany fotoana sy hery mba hahatratrarana izay nokendrena.

Nianatra tamin’ny fahadisoako aho.
Nitsangana isaky ny lavo aho.
Nandroso na dia tsy nisy nitehaka aza.

Tsy mitaky olona hidera ahy aho noho izay nataoko. Tsy mila sitraka aho.

Fa ny tena ilaiko dia fitiavana, fahatakarana ary fahitsiana.

Satria indraindray, tsy ny teny hoe “misaotra” no tena ilain’ny olona iray, fa ny fahatsapana hoe misy olona mankasitraka azy sy tia azy amin’ny maha-izy azy.

Aza manao zavatra ho fitadiavana sitraka. Ataovy amin’ny fo, ataovy amin’ny fahitsiana, ary avelao ny vokatra hiteny ho azy.

Address

ANTSIRABE
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tafita ATL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share