Jejoo Bira by Vaniala

Jejoo Bira by Vaniala Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jejoo Bira by Vaniala, Antsirabe.

Ela2 tsika tsy niona ahh.Am arrivage kapa gasigasy manitra be no ihaonantsika indray.😍🤤😱Mandray commande izahay ahh.Mafy...
03/02/2025

Ela2 tsika tsy niona ahh.
Am arrivage kapa gasigasy manitra be no ihaonantsika indray.😍🤤😱
Mandray commande izahay ahh.
Mafy tsara vita am cuir tsara be ny kapatsika.
Aza adino miantso ny namana hijery kapa sy hanaraka ny pagetsika.🏃‍♂️👀

Robe mafatifaty kely.Taille MPrix 17 000ar ny iray.
23/01/2024

Robe mafatifaty kely.
Taille M
Prix 17 000ar ny iray.

Coucou. Ireto indray ny kapakapa amin'izao andro avy orana izao. Mafatifaty kely. Araraoty ary.
19/01/2024

Coucou. Ireto indray ny kapakapa amin'izao andro avy orana izao. Mafatifaty kely. Araraoty ary.

Ity indray ny parapluie avec torche manja be.Prix 28 000arAntsirabe mandefa faritra.
24/10/2023

Ity indray ny parapluie avec torche manja be.
Prix 28 000ar
Antsirabe mandefa faritra.

Veilleuse chargeable mihaja sady haingon-tranoMazava tsara sady mitana ny batterieMety ho an'ny mpianatra sy ny délestag...
10/10/2023

Veilleuse chargeable mihaja sady haingon-trano
Mazava tsara sady mitana ny batterie
Mety ho an'ny mpianatra sy ny délestage.
Prix 22 000ar

10/09/2023
Filtre à évierVoasakana daholo ny potikanina rehetra.Prix : 2000arVaniala Malala Andrianantenaina
10/09/2023

Filtre à évier
Voasakana daholo ny potikanina rehetra.
Prix : 2000ar
Vaniala Malala Andrianantenaina

Ra tiana tsy ho mora simba ny kiraro de sasao amin'ity brosse ity. Madio tsara nefa tsy mora simba.Brosse à chaussure Pr...
10/09/2023

Ra tiana tsy ho mora simba ny kiraro de sasao amin'ity brosse ity. Madio tsara nefa tsy mora simba.
Brosse à chaussure
Prix: 6000ar
Vaniala Malala Andrianantenaina

Ity koa ny Fipetrahan'ny vilany mahamay.Prix : 2500arVaniala Malala Andrianantenaina
10/09/2023

Ity koa ny Fipetrahan'ny vilany mahamay.
Prix : 2500ar
Vaniala Malala Andrianantenaina

Iza le ty makamaka sary anaty piscine na rehefa avy orana iny?Atao anatin ity fotsiny ny phone de tsy lena.Housse téléph...
10/09/2023

Iza le ty makamaka sary anaty piscine na rehefa avy orana iny?
Atao anatin ity fotsiny ny phone de tsy lena.
Housse téléphone.
Prix : 8 000 ar
Vaniala Malala Andrianantenaina

Tsy mila mitady olona intsony ikosika  fa ity no vahaolana.Brosse de bain.Prix 7000arVaniala Malala Andrianantenaina
10/09/2023

Tsy mila mitady olona intsony ikosika fa ity no vahaolana.
Brosse de bain.
Prix 7000ar
Vaniala Malala Andrianantenaina

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jejoo Bira by Vaniala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share