Jr lova

Jr lova Football

TENA MAFY LERY HATRETO AH!!! MISY MANKAFY KOA VE LERY ATO πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
07/08/2021

TENA MAFY LERY HATRETO AH!!!
MISY MANKAFY KOA VE LERY ATO πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Donan' ny samy henjana e!! LA GALAXY De Rayan vsMINNESOTA UNITED De MetanireAhoana ny hevitrao mpankafy???
13/07/2021

Donan' ny samy henjana e!!
LA GALAXY De Rayan vs
MINNESOTA UNITED De Metanire
Ahoana ny hevitrao mpankafy???

NAHAFINARITRA AHY NY NAHITA ITO TOE- TSAINA SY TENY NOENTIN'  MATHYAS ITO MANKASITRAKA ANAO SAHADY IZAHAY MPANKAFYπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬...
10/04/2021

NAHAFINARITRA AHY NY NAHITA ITO TOE- TSAINA SY TENY NOENTIN' MATHYAS ITO
MANKASITRAKA ANAO SAHADY IZAHAY MPANKAFY
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ALEFA BAREA!!!
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ALEFA MATHYAS!!!

MANAIKY VE IANAO FA IRETO OLONA IRETO DIA HITONDRA FANANTENANA HO AN' NY BAOLINA KITRA MALAGASYπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ALEFA BAREAπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
03/04/2021

MANAIKY VE IANAO FA IRETO OLONA IRETO DIA HITONDRA FANANTENANA HO AN' NY BAOLINA KITRA MALAGASY
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ALEFA BAREAπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

IRETO MISY SARY MAHAFINARITRA KELY IFAMPIZARANA AMINTSIKA MPANKAFY NY KITRA MALAGASYTIAVO SY ANKAFIZO FA IREO NY ANTSIKA...
29/03/2021

IRETO MISY SARY MAHAFINARITRA KELY IFAMPIZARANA AMINTSIKA MPANKAFY NY KITRA MALAGASY
TIAVO SY ANKAFIZO FA IREO NY ANTSIKA, NY AN' OLONA TSY HOMENY ANTSIKA
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬"ALEFA BAREA"

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬"Jour du match,  jour du victoir""Alefa barea,  alefa barea,  alefa barea"Iza daholo ny namako manohana nyek...
24/03/2021

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
"Jour du match, jour du victoir"
"Alefa barea, alefa barea, alefa barea"
Iza daholo ny namako manohana nyekipam- pirenena Malagasy ato
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬IZA DAHOLO NY NAMAKO MANANTENA FANDRESANA ATO!ATAOVY HOE:"ALEFA BAREA"
22/03/2021

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬IZA DAHOLO NY NAMAKO MANANTENA FANDRESANA ATO!
ATAOVY HOE:"ALEFA BAREA"

IZA DAHOLO NO MANANA FAHATOKISANA AN' AZY ATOALEFA BAREA!!! πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
20/03/2021

IZA DAHOLO NO MANANA FAHATOKISANA AN' AZY ATO
ALEFA BAREA!!! πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

RAHA MPITIA KITRA MALAGASY IANAO DIA IZA NO VODILAHARANA METY HAHASOLO AN' I THOMAS FONTAINE ARAKY NY HEVITRAOπŸ‡²πŸ‡¬FANDRESE...
07/02/2021

RAHA MPITIA KITRA MALAGASY IANAO DIA IZA NO VODILAHARANA METY HAHASOLO AN' I THOMAS FONTAINE ARAKY NY HEVITRAO
πŸ‡²πŸ‡¬FANDRESENA NO TANJONAπŸ‡²πŸ‡¬
MIRARY FAHASALAMANA HO AZY IANY KOA

IZA NO TINAO HITONDRA NY LAHARANA FAHA9 AMIN' IZY MIRAHALAHY IRETOAZA ADINO NEFA FA SAMY HIARO NY VONINAHIM- PIRENENA NO...
23/01/2021

IZA NO TINAO HITONDRA NY LAHARANA FAHA9 AMIN' IZY MIRAHALAHY IRETO
AZA ADINO NEFA FA SAMY HIARO NY VONINAHIM- PIRENENA NO TANJONA ARY SAMY MALAGASY IREO

IZY NO  RAYAN RAVELOSONANKAFIZO FA IO NY ANTSIKA SADY NY AN' OLONA TSY HOMENY ANTSIKA
22/01/2021

IZY NO RAYAN RAVELOSON
ANKAFIZO FA IO NY ANTSIKA SADY NY AN' OLONA TSY HOMENY ANTSIKA

Mino sy manantena isika fa hahita an' azy hanao io celebration io amin' ny volana MarsMety hasolo ny toeran' i FANEVA IM...
06/12/2020

Mino sy manantena isika fa hahita an' azy hanao io celebration io amin' ny volana Mars
Mety hasolo ny toeran' i FANEVA IMA N9 ve izy araky ny hevitrao?

Address

Antananarivo
Antsirabe
101

Telephone

134

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jr lova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category