KARDO Madagascar

Call Website

KARDO Madagascar Projet international Russe dédié à la street culture et aux sports urbains.

18/07/2026

Sao misy vidéaste liana handray anjara amin'ny Kardo?
na misy communauté de danse/skate/bmx sns..
te handray anjara?
jereo ny coms

16/07/2026

Vaovao tsara!

Nihemotra hatramin'ny 25 juillet izao ny cloture de participation amin'ny Kardo concours Competition ! mbola manana fotoana ianareo izay mbola tsy nahavita video hanomana izany mba hahafahanareo mandray anjara amin'izay!

Lien fampianarana ny fanaovana inscription sy participation amin'ny Kardo:
1- Lien inscripiton: https://www.facebook.com/share/v/18xJnSFM1g/
2- Lien Participation:
https://www.facebook.com/share/v/1Be1HJd3v4/

Lien fanazavana ny Kardo amin'ny antsimpirihany:
https://www.facebook.com/share/p/1JN9fbX8ox/

Lien makany amin'ny vondrona messenger:
https://m.me/ch/AbZQh5rEIMnGpnvh/?send_source=cm:copy_invite_link

14/07/2026

Demain 15 Juillet 2026 est la dernière date du participation à la compétition Kardo.

Otrzao ny manao participation, misy etape kely vitsivitsy:efa miverimberina be ity fa aleo averiko fona dien'ny mbola ts...
11/07/2026

Otrzao ny manao participation, misy etape kely vitsivitsy:

efa miverimberina be ity fa aleo averiko fona dien'ny mbola tsy tapitra ny saison, marihana fa 15 juillet ny farany! aza tara!

1- manao video performance (ilay video anaovana inscription)

2- mtelecharge anle intro sy outro an Kardo (de apetaka amle video)

3- mapiditra anle video ao am Drive , atao accessible ny rehetra ilay dossier!

4- Mpublier anle video sur Facebook na sur Instagram aperahana amin'ny Hashtag " #"
; dia mentionena ny worldkardo ()

5- manao inscription sur le site web :
- misafidy ny discipline
- misafidy ny catégorie
- mapiditra an'ilay video ao amn siteweb
- micopie anle lien tany amn Drive dia alefa ao amn site
- micopie lien anle video sur Facebook ou insta, dia collena ao amn site.
- manao verification après
- dia suivant suivant fona après.

ity ny tuto manamy anao amin'izany:
1- tuto jerena voalohany: Vakio ny description ao amin'ny video
https://www.facebook.com/share/v/1E###uybHq/
2- Tuto jerenao maraka : vakio fona ny description.
https://www.facebook.com/share/v/1CkYoD9hhe/

Averiko eto ity ho an'izay mbola tsy mahazo tsara ! ataontsika foire aux questions kely mihintsy mba ho itan'ny public,m...
04/07/2026

Averiko eto ity ho an'izay mbola tsy mahazo tsara !

ataontsika foire aux questions kely mihintsy mba ho itan'ny public,
mino aho fa hazava aminareo ity, ary mazotoa mamaky tsara ! 😁

FAQ:
⚫️ Inona ilay Kardo?
Ny Kardo raha tsorina dia competition international karakarain'ny Rosianina hoan'ireo tanora (14 ans et plus) izay misehatra amin'ny sport urbaine et culture urbaine.

⚫️ Inona avy ny kolotsaina urbaine sy ny sport urbaine tafiditra ao amin'ny Kardo?
Mihisa 13 izy ireo : Parkour ; Freerun ; Bmx ; Tricking ; Trottinette ; DJ ; Hiphop ; Workout ; Graffiti ; Breakdance ; Roller ; Rap ; Skateboarding

⚫️ Afaka mandray anjara daholo ve naha ny pro na ireo mbola debutant?
Arakaraka ny discipline ny categorie misy ao aminy, ary afaka mandray anjara daholo ny 14 taona miakatra!
ato amin'ity lien ity no ahitanao ny Categories isaky ny discipline:
https://www.facebook.com/share/p/19CwfunZUY/

⚫️ Fa inona ilay atao hoe Discipline?
Ny discipline dia ireo karazana sport et culture urbaine hahafahanao misafidy sy mandray anjara amin'izay kolotsaina na sport ataonao!

⚫️ Inona avy ny Karazana competition (adika amin'ny fitenin'zareo hoe "Concours") hahafahantsika mandray anjara?
Tsinjaraina karazany telo ireo concours ireo, dia hotanisaiko eto.

** Misy ny concours Prix: izay fifaninana hahafahan'ny Communauté izay mampivelatra ny kolotsaina na sport urbaine handray anjara. Izany hoe, raha manana groupe ianao misehatra ny ray amin'ireo 13 disciplines ireo dia afaka mandray anjara io groupe-nao io. raha tsorina izany dia competition pour le meilleur groupe/communauté ity.

** Misy ny concours Compétition: ity dia fifaninana handraisan'ny athlete misehatra eo amin'ny 13 discipline ireo handray anjara !
Ao anatin'ity concours competition ity no misy ireto :

1- concours enligne: izay hanentanako antsika handray anjara satria io ihany aloha atreto no disponible eto Mada! izany hoe manao video ianao dia alefa any amin'ny site ny zareo! (mbola ao ambany ao ny instruction mazava tsara fa vakio miadana)
2- Concours régionale : Ity dia tsy misy idirantsika satria fifaninana inter-régionale any Rossia ity!
3- Concours national: Ity dia fifaninanana national isaky ny firenena. Tsy mbola disponible eto amntsika ity satria vao tamin'ity taona ity no nisy ambassadeur eto madagasikara, ary koa mbola mila fantratra ny isan'ny mpandray anjara hoe maro ve ? izay vao afaka ametrahan'zareo concours national eto amintsika, ny concours national izany dia karazana competition karakaraina eto antoerana (présentiel fa tsy enligne) ka izay mahazo ny laharana voalohany sy faharoa (arakaraka ny descision an'zareo ao amin'ny Organisateur) no mande manao grand final any Rossia.

** Misy ny concours Video: fifaninanana hoan'ny Videaste, izay manao tournage video mankasika ny sport et culture urbaine, izay tsy mivona ny 13 discipline ireo. (afaka miditra ao amin'ny vondrona dia ao no manontany amin'ny fanamarihana manokana)

** Concours Mode: izay fifaninanana mahay manao creativite du mode (fanamiana), tsy mivoana amin'ny theme urbaine. (raha misy liana amin'ity dia afaka miditra ao amin'ny vondrona ihany koa dia ao manontany)

Ireo ny karazana concours misy ao amin'ny Kardo, na de efa kely aza ny date dia mbola tsy tara izany tsika e !

⚫️ Gratuits ve ny participation?
eny maimaimpoana tsara ny fandraisana anjara !

⚫️ Manao ahoana raha tafiakatra amin'ny fifaninanana?
rehefa manao concours enligne ianao ka tafiakatra dia mahazo alalana anao finale makany Rosia (Grand final hoy zareo Rosianina).

⚫️ Dia ahoana ny frais sy ny sisa ?
rehefa tafiakatra hanao grand final any Rossia ianao dia etoan'ny Kardo ny billet d'avion, hébergement, nouriture, sy ny Visa (fa ity visa ity moa izany tsy maintsy isika ny mikarakara azy sy mandoa vola azy fa rehefa tonga any Rossia ianao dia rembourseny ny vola nanaovanao izany)

tena tsara kosa izany e??
ndao arany anoratra anarana e!

⚫️ Manao ahoana ny fandraisana anjara ?
misy antanatohatra 2 ny fomba handraisanao anjara!

1- Mila manokatra Compte Kardo ianao (izy ity dia karazana reseaux sociaux kely) aza maika fa misy tuto ao ! 😁

2- rehefa tafasokatra ny compte Kardo anao dia trindrinao ny bokitra fandraisana anjara amin'ny competition !

📌Jereo ny tuto eto amin'ny lien eto fa tsy maintsy manaraka an'ireto ianao vao validee ny participation ataonao :

*Lien inscription sur le site Kardo : https://www.facebook.com/share/v/1BLFmwgakq/
*Lien participation sur le site Kardo sy mandefa ny video any amin'ny Drive (karazana deroulement de particiption mihintsy izany!)
https://www.facebook.com/share/v/1CzhuzkazU/
NB: vakio tsara ny description ao amin'ireo lien roa ireo fa tena important be ! Ary arao tsara ny torimarika'ny video ao amin'ny lien ao!

❗️ Ato amin'ity lien ity no misy ny fomba fandraisana anjara sy fomba fitsarana détaillés kokoa isaky ny discipline, satria tsy mitovy ny discipline rehetra, dia vakio tsara hoan'izay tandrify azy:
https://drive.google.com/drive/folders/1Jb99dX37XV69RzOd42xTaa2JoN-P-sVo?usp=drive_link

⚫️ Oviana ny tapitra ny fandraisana anjara?
ny farany fandraisana anjara dia 15 juillet hoavy izao, tena efa akaiky izany fa omeko fikafika kely ianareo e!

⚫️ Inona ilay fika ?
fantatra fa atomotra kely ny date, efa ela ihany izaho no niezaka nanaparitaka fa mbola betsaka no tsy mahalala,
fa afaka mapiasa ny video anareo taloha (2025 raha ela indrindra) oetina anaovana competition enligne fa saingy kosa tsy mety raha efa napiasana tamin'ny competition hafa.
izany hoa izay video anao taloha tany dia afaka apiasainao ami'ny concours enligne amty taona ity.

⚫️ Inona ilay tanjona amin'izy io?
voalohany indrindra mba hapiroborobo ny kolotsaina sy ny sport urbaine eto amintsika;
mba hahafahan'ny be sy ny maro misehatra eo amin'ny tontolo iraisampirenena;
important: mba hahafahan'ireo olona izay tena manantalenta hisolotena antsika any ivelany, ho reherehantsika !
mba hisoroan'ireo tanora amin'ny fidorohana zava-madomelina

⚫️ inona ny tanjona mila tratrarina akaiky indrindra?
mba ho maro isika handray anjara amity taona ity, mba hahafahantsika mahazo sahady ny competition National ami'ny eritaona !

Mino zaho fa mazava tsara daholo.
* Raha misy fanontaniana dia midira ao amin'ny Vondrona fa aza ato amin'ny pejy no mandefa message fa tsy afaka mamaly firy ao izahay dia manjary miantona ao ianao!
* Aza menatra mihintsy manontany fa mety hahasoa anao io mety hahasoa ny hafa ihany koa!
* Ity ny lien idirana ao amin'ny Vondrona:
https://m.me/ch/AbZQh5rEIMnGpnvh/

03/07/2026

Torolalana izay hahafahanao mande makany Rossia maimaimpoana !
Kardo award dia mikarakara competition international de culture urbaine et sport urbaine izay hanentanana antsika tanora misehatra ao anatin'izany mba handray anjara ho solontenan'i Madagasikara any Rossia.
Tsara ny manamarika fa gratuis ny fandraisana anjara!

Lien tuto (fampianarana) inscription sy participation amin'ny Competition enligne:
https://www.facebook.com/share/v/18V8NUB7jR/

Lien tuto fanazavana fanampiny:
https://www.facebook.com/share/v/18wJMySsfU/

Lien makany amin'ny groupe de discussion sur messenger:
https://m.me/ch/AbZQh5rEIMnGpnvh/?send_source=cm:copy_invite_link
mariana fa tsy misokatra amin'ny facebook lite io lien io fa tsy maintsy amin'ny messenger ianao no mapiasa azy.

aza tara ary fa 15 Juillet hoavy izao ny farany fanoratana anarana sy fandraisana anjara

NB: rehefa tafiditra ao amin'ny groupe de discussion ianao dia efa misy fichier ao manazava ny fomba fanaovana video isaky ny discipline tsirairay

17/06/2026

📌Inscription et participation au competition international KARDO (en Russie) 📌

Deroulement de participation

📎Inscription sur le site:
https://www.facebook.com/reel/27135111212765432/?app=fbl

📎lien vers le discussion sur messenger :

https://m.me/ch/AbZQh5rEIMnGpnvh/?send_source=cm:copy_invite_link

📎lien vers drive intro/outro Kardo

https://disk.yandex.ru/d/0TWPhXonyTlvsg
Ou
https://drive.google.com/drive/folders/1sGPDlf1AcJVVyp-4H4QY1hJxg3GeD1gZ?usp=drive_link

Send a message to learn more

🔥 Yo la famille !Les catégories de chaque discipline sont enfin disponibles ! 👀Et la bonne nouvelle ? Les riders de 14 a...
15/06/2026

🔥 Yo la famille !

Les catégories de chaque discipline sont enfin disponibles ! 👀

Et la bonne nouvelle ? Les riders de 14 ans et plus peuvent participer à l'aventure. 😎

Checkez les slides pour trouver votre catégorie et préparez-vous à tout donner !

Cette année, on va toucher le fond... pour mieux rebondir jusqu'au sommet ! 🚀🔥

Follow la page KARDO Madagascar et restez connectés pour la suite !

14/06/2026

salut la famille!
demain soir, je poste ici tous les informations concernant les catégories de chaque direction 😁

Address

RN7
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KARDO Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category