Ravintsara Garden

Ravintsara Garden Aire de loisirs (pique-nique,jeux pour enfants,sport...etc)
0349372635
[email protected] Respect de l'environnement

LUNDI DE PAQUE, MISOKATRA HO ANTSIKA NY RAVINTSARA GARDEN,HISY CONCOUR PETANQUE,HISY KILALAO IARAHANA.MANASA ANTSIKA HO ...
24/03/2025

LUNDI DE PAQUE, MISOKATRA HO ANTSIKA NY RAVINTSARA GARDEN,HISY CONCOUR PETANQUE,HISY KILALAO IARAHANA.MANASA ANTSIKA HO TONGA MARO

27/03/2024
💖💖Lundi de Pâque 2024💖💖👉 Efa nisafidy toerana fitsangatsanganana ve ianareo?😊😍👉RAVINTSARA GARDEN👈👉Toerana fitsangatsanga...
27/03/2024

💖💖Lundi de Pâque 2024💖💖
👉 Efa nisafidy toerana fitsangatsanganana ve ianareo?😊
😍
👉RAVINTSARA GARDEN👈
👉Toerana fitsangatsanganana mety manontolo,fikambanana,namana,mpiara-miasa,zay tia manao shooting....sns
👉Aiza mo izany?
👉miala kely ny ville(ANTSIRABE),(Bemasoandro juste ampitan'ny fiangonana Catholique Bemasoandro Andranomanelatra PK 14.
👉Toerana milamina,tsotra,mahafinaritra,mety tsara ho an'izay te hiova rivotra hisitaka kely ny rotoroto.
👉 Te hampifaly ankizy? Tongava fa malalaka tsara ny toerana sady misy kilalao mahafinaritra(balançoires ,kilanjakilanja,baby foot,billard...sns)
👉Izay tia voninkazo koa tsy adino afaka mijery soa aman-tsara fa misy ato amin'ny Ravintsara Garden 😍😍
👉 Misy terrain de pétanque malalaka be
👉Afaka manao privatisation zay tia manao barbecue ny andavan'andro an,dia afaka manao grillade sy mahandro sakafo ihany koa
👉Feu de camp👍👍
☝PRIVATISATION PLACE(0349372635):
-sortie associative,évènement familial, barbecue party,formation,corporate,mariage...sns
😊Tongava ary e,miandry anareo izahay ato GARDEN😊
Fidirana 2000ar tompoko

@ izao andro mafana izao,tongava maka rivotra,manao pique nique miaraka ,namana, mpiara miasa.Ravintsara Garden Bemasoan...
07/10/2023

@ izao andro mafana izao,tongava maka rivotra,manao pique nique miaraka ,namana, mpiara miasa.Ravintsara Garden Bemasoandro Andranomanelatra.Malalaka tsara ny toerana,misy parking,akaiky ny RN7

Address

RN7
Antsirabe
110

Telephone

+261349372635

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravintsara Garden posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share