Antsirabe Kids Fit

Antsirabe Kids Fit Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antsirabe Kids Fit, Sports, Kianja Maitso Tsarasaotra, Antsirabe.

Androany izahay nanao dia an-tongotra.Nahafinaritra sady namakivaky lohasaha sy tanimbary mihitsy.Antsirabe - Andrangy -...
13/06/2020

Androany izahay nanao dia an-tongotra.
Nahafinaritra sady namakivaky lohasaha sy tanimbary mihitsy.
Antsirabe - Andrangy - Belazao -Andraikiba - Tsivatrinikamo - Antsirabe

Bravo rankizy o ! 🥳

Ianareo koa afaka miaraka aminay amin’ny manaraka ahn !
Alefaso misoratra anarana manao fanatanjahan-tena aty amin'ny Antsirabe Kids Fit ny ankizy manomboka 8 taona dia sady milalao ary indrindra mahazo namana vaovao !

Contact: MP Antsirabe Kids Fit na 034 43 153 72

09/06/2020

Ho antsika eto Antsirabe
Fanazaran-tena sy kilalao ho an'ny ankizy manomboka 8 taona.

Efa misy fandaharana manokana ny fanazaran-tena ho an'ny sokajin-taona tsirairay.

Isaky ny Talata sy Zoma hariva

Sarany: 25000Ar isam-bolana

Andao ary ooo !

Sady milalao ny ankizy no mahazo namana sady matanjaka

Miandry anareo izahay 😁

Contact: MP Antsirabe Kids Fit ou 034 43 153 72

06/06/2020

Ny androany ☺️

Aza adino fa mbola afaka misoratra anarana foana isika, mbola afaka manoratra anarana ny zanatsika foana isika ray aman-dreny !

Fanantanjahan tena no sady kilalao ho an'ny ankizy manomboka 8 taona !

Andao ary ooo ☺️

03/06/2020

Salama ee
Isaorana isika izay tonga tamin'ny "séance de découverte" androany sy ireo izay efa nisoratra anarana.
Ireo izay mbola te hisoratra anarana dia aza misalasala fa mbola mandray izahay ☺️ ( MP na amin'ny laharana 034 43 153 72)
Ho ento ny ankizy sady manao fanantanjahan-tena no milalao dia mahazo namana vaovao ihany koa ! 😉

Jour JHo antsika eto AntsirabeFanatanjahan-tena 🏋️sy lalao🤸 ho an'ny ankizyManasa antsika ô 🌺
03/06/2020

Jour J
Ho antsika eto Antsirabe
Fanatanjahan-tena 🏋️sy lalao🤸 ho an'ny ankizy
Manasa antsika ô 🌺

Antsirabe Kids Fit manolotra ho anao fanazaran-tena sahaza ho an'ny ankizy 8 - 15 taona.- Ora: 14h – 14h45 (Vague 1) / 1...
01/06/2020

Antsirabe Kids Fit manolotra ho anao fanazaran-tena sahaza ho an'ny ankizy 8 - 15 taona.

- Ora: 14h – 14h45 (Vague 1) / 15h – 15h45 (Vague 2) isaky ny Talata sy Zoma

- Sarany : 25.000 Ar/ankizy/isam-bolana (ranom-boankazo zaraina maimaimpoana)

- Toerana: Kianja Maitso Tsarasaotra

‼️ Fampahafantarana izany fanazaran-tena izany ny Alarobia 3 Jona amin'ny 2 ora ao amin'ny Kianja Maitso Tsarasaotra ‼️

Misy mpanazatra manaraka ny séances rehetra.
Ny activités dia misy mandavan-taona fa ny fotoana no hiova araky ny toe-draharaha misy hiarantsika mahalala.
Ny "programme d'entrainement" dia sahaza tsara ho an'ny ankizy 8-15taona ary miova araky ny fivoaran'izy ireo.

Fanazavana fanamping MP Antsirabe Kids Fit na 034 43 153 72

Araho hatrany ny pejy ☺️

Workout and have fun ☺️ Make some new friends ☺️Sady manazatra tena no milalao ☺️ Mahazo namana vaovao ihany koa ☺️‼️ Fa...
31/05/2020

Workout and have fun ☺️ Make some new friends ☺️

Sady manazatra tena no milalao ☺️ Mahazo namana vaovao ihany koa ☺️

‼️ Fampahafantarana ny fanazaran-tena sahaza ho an'ny ankizy 8 ka hatramin'ny 15 taona ny Alarobia 3 Jona amin'ny 2 ora ao amin'ny Kianja Maitso Tsarasaotra ‼️

‼️ Séance de découverte des programmes d'entrainement pour les enfant de 8 à 15 ans le Mercredi 3 Juin à 14h au Kianja Maitso Tsarasaotra ‼️

30/05/2020

Miarahaba o !
Marihina fa misy "coach" manaraka ny séances rehetra.
Ny activités dia misy mandavan-taona fa ny fotoana no hiova araky ny toe-draharaha misy hiarantsika mahalala.
Ny "programme d'entrainement" dia sahaza tsara ho an'ny ankizy 8-15taona ary miova araky ny fivoaran'izy ireo.

Bonjour,Antsirabe Kids Fit propose des séances d’activités physiques pour les jeunes de 8 à 15 ans en ces temps de co...
29/05/2020

Bonjour,

Antsirabe Kids Fit propose des séances d’activités physiques pour les jeunes de 8 à 15 ans en ces temps de confinement.

Horaires : 14h – 14h45 (Vague 1) / 15h – 15h45 (Vague 2) tous les Mardis et Vendredis

Tarif : 25.000 Ar/personne/mois (2 séances/Semaines) + jus naturel offert

Lieu : Kianja Maitso Tsarasaotra

Séance de découverte: Mercredi 3 Juin à 14h

Inscription en MP direct ou au 034 43 153 72

NB :
- Chaque vague est limitée à 15 personnes
- Les gestes barrières seront minutieusement respectés.

Address

Kianja Maitso Tsarasaotra
Antsirabe
110

Telephone

+261344315372

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsirabe Kids Fit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category