Sabotsy wifi zone

Sabotsy wifi zone partage connexion haute debit et illimite
ANTSIRABE

Ahoana ny hevitrareo amin'ity? Mety ho tanteraka ihany lasa 2.5ar ny  wifi 1h am izayizao aloha mbola 500ar ihanyiverina...
19/03/2026

Ahoana ny hevitrareo amin'ity? Mety ho tanteraka ihany
lasa 2.5ar ny wifi 1h am izay
izao aloha mbola 500ar ihany
iverina ny vola vy,
mety ho tsara?

⚠️⚠️⚠️WIFI ZONE SABOTSY⚠️⚠️⚠️✅✅ho antsika eto tsena sabotsy ,antsinana tsena,efa mande ny partage connection haute debit...
01/03/2026

⚠️⚠️⚠️WIFI ZONE SABOTSY⚠️⚠️⚠️
✅✅ho antsika eto tsena sabotsy ,antsinana tsena,efa mande ny partage connection haute debit,
raha mahita ny emeteur na Akaiky dia tonga dia afaka mahazo connexion ,raha tsy mahita dia tsy maintsy mampiasa capteur sy routeur ,raha mahazo wifi fa ambany ny signal dia mampiasa répétiteur
atsinana tsena
sabotsy
rehetra
AZa tara fa vitsy ihany ny toerana
debit non limité, connexion mora
prix : 100giga ➡️ 20 00ar
300 giga ➡️ 40 000ar
1tera. ➡️ 70 000ar
aleo mampiasa tsara debit mba milamina fampiasana connexion ao antrano , afaka tonga mivantana raha mila fanazanavana fanampiny

06/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Toky Rak, H-Bum Massimo, Nibor Nibor Andria, Rotsitiana Eliane, Lova Rakotonavalona

Salama daholo tompoko😊Lasa eto ambany no misy anay .Eto Amin ity toerana ity .connéction haut débit et illimité (starlin...
04/02/2026

Salama daholo tompoko😊
Lasa eto ambany no misy anay .Eto Amin ity toerana ity .connéction haut débit et illimité (starlink V4)
Misy salle de jeux ihan koa PS3 sy PS4 ✌️Tongava maro

*500/h ny connéction haut débit 🔥

ny olana otrizao mintsy ny ilaina ingénieur mahay na maçon mba efa manana expérience, zao very bola sady lasa mampididoz...
28/01/2026

ny olana otrizao mintsy ny ilaina ingénieur mahay na maçon mba efa manana expérience, zao very bola sady lasa mampididoza by hafa

Otrany namoaka hira  vaovao iza ny tsy maharaka 😍Ckycky & Wendy Cathalina❤️‍🔥??🇬
25/01/2026

Otrany namoaka hira vaovao iza ny tsy maharaka
😍Ckycky & Wendy Cathalina❤️‍🔥??🇬

sipa eto Bira alo betsaka ny mahatsindry azy,fa tena tsy ita intsony izy telo mianaka
25/01/2026

sipa eto Bira alo betsaka ny mahatsindry azy,
fa tena tsy ita intsony izy telo mianaka

✅✅FIZARANA CONNEXION MORA NEFA RAPIDE ✅✅500ar dia 1h eto ambany ilay taloha izahay ho anizay mbola tsy nahita
24/01/2026

✅✅FIZARANA CONNEXION MORA NEFA RAPIDE ✅✅
500ar dia 1h
eto ambany ilay taloha izahay ho anizay mbola tsy nahita

15/01/2026

Salama daholo ☺️lasa eto ambany fotsiny no misy anay iiii .Fa sao misy gaga hoe lasa aiza ah .
Connéction haut débit et illimité 🔥
*Afaka anaovana mise jour tsara🎉
*Télechargement rapida tsara✌️
🔥1h = 500 ar
🔥4h= 3000 ar
🔥1 jour = 5000ar
Betsaka ihany reo offre ato aminay
Fa tongava maro✌️

Mbola mitohy hatrany ny fizarana connéction haut débit et illimité 😊 500/heur . Nifindra ambany fotsiny ny place misy an...
12/01/2026

Mbola mitohy hatrany ny fizarana connéction haut débit et illimité 😊
500/heur . Nifindra ambany fotsiny ny place misy anay fa eto antsinanantsena ihany 👊tongava maro .NB: tsy millimité débit izahay tompoko✌️

Address

Antsinana Tsena Sabotsy
Antsirabe Afovoany
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sabotsy wifi zone posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share