15/05/2026
⚽️ 🔵🟡 𝐅𝐂𝐂𝐀 𝐅𝐎𝐎𝐓𝐁𝐀𝐋𝐋 𝐂𝐋𝐔𝐁 🔵🟡
📢 Fampahafantarana ho an’ny membre rehetra ato amin’ny FCCA :
📅 Hisy ny 𝐄𝐕𝐀𝐋𝐔𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 ho an’ny catégorie rehetra :
✅ U9
✅ U11
✅ U13
✅ U15
✅ U17
🗓️ Sabotsy 30 Mai 2026
⏰ Amin’ny 2 ora ka hatramin’ny 4 ora tolakandro
📍 Terrain Synthétique Ambohinambo
🔎 Hotsaraina mandritra izany :
⚽ Technique sy ireo lesona nianaran’ny ankizy
⚽ Performance ankapobeny
⚽ Fitondran-tena sy discipline isaky ny ankizy
‼️ Obligatoire ho an’ny ankizy rehetra ny fanatrehana izany.
👨👩👧👦 Amin’io fotoana io ihany koa dia hisy fivoriana iarahan’ny raiamandreny sy ny staff FCCA.
➡️ Manentana antsika raiamandreny rehetra ho tonga maro, satria misy vaovao sy fandaminana manan-danja hozaraina.
💰 Fandraisana anjara :
➡️ 4 000 Ar isaky ny ankizy
(Izany dia ho fandraisana anjara amin’ny toerana)
🙏 Mankasitraka antsika rehetra tompoko.
⚽️ 𝐅𝐂𝐂𝐀 – “Mampivelatra ny talentan’ny ankizy”