FC ASBA

FC ASBA Mifandray amin'ny tanjona, tsy mijanona amin'ny dingana iray. Fandresena no tanjona���

Encore Encore les Gars🥳😍😋⚽2eme Journée🆚 JAMAIC"Fandresena no tanjona"
26/11/2025

Encore Encore les Gars🥳😍😋⚽

2eme Journée

🆚 JAMAIC

"Fandresena no tanjona"

Amin'ny alahady izao ny fotoana ary any Antanifotsy any ny fotoanatsika✊⚽Tohano ny ekipa fa ianareo no herinay💪🏻💪🏻Amboar...
31/10/2025

Amin'ny alahady izao ny fotoana ary any Antanifotsy any ny fotoanatsika✊⚽
Tohano ny ekipa fa ianareo no herinay💪🏻💪🏻
Amboary dieny izao fotsiny ny programme, dia araho hatrany ihany koa ny pejy ahitanao ny tohiny⏳✅

-Asao ny namana hanaraka ny pejy📈💬✅
-Asao ireo namana ho tonga amin'io fotoana io✊⚽⏳

"Fandresena no tanjona"

Amin'ny alahady indray ny fotoana ary🆚 RN7 STAR🏟 Kianja Notre Dame de Lourde AmbatomiadyEfa vonona ny ekipa fa nareo sis...
06/08/2025

Amin'ny alahady indray ny fotoana ary
🆚 RN7 STAR
🏟 Kianja Notre Dame de Lourde Ambatomiady
Efa vonona ny ekipa fa nareo sisa no endrasina

Tafakatra amin'ny ampahefa-dalana isikaMitohy ny lalan'ny ASBA amin'ny dingana manaraka.Mankasitraka antsika mpilalao na...
13/07/2025

Tafakatra amin'ny ampahefa-dalana isika
Mitohy ny lalan'ny ASBA amin'ny dingana manaraka.
Mankasitraka antsika mpilalao nanome izay tsara vitatsika.

8eme De FINALEAmin'ny alahady ny fotoana ary📅 13 Juillet 2025🆚 Tafaray🕧 15h00minNdao amizay ary fa efa  vonona tanteraka...
08/07/2025

8eme De FINALE
Amin'ny alahady ny fotoana ary
📅 13 Juillet 2025
🆚 Tafaray
🕧 15h00min

Ndao amizay ary fa efa vonona tanteraka na ny andaniny sy ankilany fa ianareo mpanohana sisa no andrasinay
Tongava ary dia tohano ny ekipa
Fandresena no tanjona

Qualifié en 8ème de finalAmin'ny 13 indray ny fotoana aryAsba vs Tafaray
01/07/2025

Qualifié en 8ème de final
Amin'ny 13 indray ny fotoana ary
Asba vs Tafaray

Resy teo amin'ny tir au buts ny ekipatsika. Tsy kivy anefa isika fa miezaka fa mbola maro ny lalao izay ho atao.
29/06/2025

Resy teo amin'ny tir au buts ny ekipatsika. Tsy kivy anefa isika fa miezaka fa mbola maro ny lalao izay ho atao.

Amin'ny alahady ny fotoana e. Demi-final izay atao hoe lalao izay iandrasan'ny mpanohana ny ekipa. Efa vonona izahay ny ...
27/06/2025

Amin'ny alahady ny fotoana e. Demi-final izay atao hoe lalao izay iandrasan'ny mpanohana ny ekipa. Efa vonona izahay ny hanome ny tsara indrindra avy aty aminay. Fandresena no tanjona

Resultat du matchASBA 2 - 1 RN7 STAR
01/06/2025

Resultat du match
ASBA 2 - 1 RN7 STAR

📣𝙇𝙖𝙡𝙖𝙤 𝙥𝙧𝙤𝙣𝙤𝙨𝙩𝙞𝙘 RN7 STAR 🇲🇬 𝙫𝙨 ASBA🇲FC ASBAMahazoa loka 🎁Avy aty aminay 🔥FC ASBA fe𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖 𝙖njar𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙡𝙖𝙡...
27/05/2025

📣𝙇𝙖𝙡𝙖𝙤 𝙥𝙧𝙤𝙣𝙤𝙨𝙩𝙞𝙘 RN7 STAR 🇲🇬 𝙫𝙨 ASBA🇲FC ASBAMahazoa loka 🎁Avy aty aminay 🔥
FC ASBA fe𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖 𝙖njar𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙡𝙖𝙡𝙖𝙤⛔️
✅Asio J'aime ny Pejy FC ASBA
✅Mentionné-o ny namanao 5 hilalao miaraka aminao
✅ Inviteo ny namanao hi'abonnée ny page dia asina capture ao amin'ny commentaire fa n'invité ianao
✅ Partager-o "𝗲𝗻 𝗺𝗼𝗱𝗲 𝗽𝘂𝗯𝗹𝗶𝗾𝘂𝗲" ity publication ity sy groupe
Alahady amin'ny 12 ora ny faran'ny lalao
⚽Izay olona iray mahita ny valiny marina dia ho atao fisarihana ny Alahady hariva⚽
🎁LOKA: Credit 1000ar🎁
❌Tsy manankery ny "commentaire modifier"❌

Voka-dalao omaly 11 Mai 2025
12/05/2025

Voka-dalao omaly 11 Mai 2025

Address

Antanifotsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FC ASBA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category