Mibala 2k23

Mibala 2k23 Tournoi de Basket Ball
Inter-Universitaire

08/04/2023

🥘🏀 Mangotraka dia mangotraka ny fanomanana

🙌🙌Mbola Tsy hita mazava izay handresy

👍Araho ny pejy dia ho hitanao Tsy ho ela eto daholo ny ekipa hitafatafa amintsika.

🎦🎞️ Mandram-piandry aloha dia indro ny ekipan’ny ISPM hiresaka amintsika

⏭️ Mbola Hitohy…

🏀




08/04/2023

heyyy!🔥Mibala🏀 c'est le 17 au 23 Avril.
Plus que quelques jours avant le plus grand tournoi de basket-ball jamais vu.😁

Mibala! 🏀c'est le rendez-vous de l'année !😉

🏀




Efa sasa-miandry an' ilay université mandray anjara amin' Mibala 2k23 ve ?!  🥵 Mba vinavinao ao amin' commentaire kely a...
06/04/2023

Efa sasa-miandry an' ilay université mandray anjara amin' Mibala 2k23 ve ?! 🥵
Mba vinavinao ao amin' commentaire kely anie hoe iza daholy izy ireo ka izay commentaire tsy misy réaction mihintsy katramin’ny rahampitso zoma dia omenay "billet gratuit" amin’ny phase éliminatoire rehetra 🏀




Address

ISPM Ambatomaro Antsobolo
Antananrivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mibala 2k23 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mibala 2k23:

Share

Category