ATM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ATM, Sports Team, Ambohitrimanjaka, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetra tompoko.Ity indray ny Lalao atrehinay amin'ny ity faran'ny erin'andro ity "Sokajy vehivavy"🏧
07/05/2026

Miarahaba antsika rehetra tompoko.Ity indray ny Lalao atrehinay amin'ny ity faran'ny erin'andro ity "Sokajy vehivavy"🏧

Miarahaba tompoko Hianareo mandefa mp ato amin'ny Pejy ireo iangaviko mba hiditra mp ato  ATM fa somary misy olana ny me...
04/05/2026

Miarahaba tompoko
Hianareo mandefa mp ato amin'ny Pejy ireo iangaviko mba hiditra mp ato ATM fa somary misy olana ny message ato Pejy azafady

Aty aminay ihany sa any aminareo koa mba misy hoe baolina  dia 13:45 zareo vao tonga eo ? Ny advé anefa efa :30 no efa t...
03/05/2026

Aty aminay ihany sa any aminareo koa mba misy hoe baolina dia 13:45 zareo vao tonga eo ? Ny advé anefa efa :30 no efa tafiomana eo,dia vita ny "Abattement" 13h:30 dia zareo tara ndray no mahay vava be😌😌.Sary mikotrana 😊

Misaotra anareo rehetra namaly ny antso tamin'ilay "Match amical"Ry zareo Future SCA no hilalao aminay anio⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽ Toera...
01/05/2026

Misaotra anareo rehetra namaly ny antso tamin'ilay "Match amical"Ry zareo Future SCA no hilalao aminay anio⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽
Toerana : Terrain Anelotsara Ambohitrimanjaka
Ora: 11 à 13h
Mankasitraka tompoko

Ity indray ny "Match"atrehina amin'ity "Week- end"ity✊✊
30/04/2026

Ity indray ny "Match"atrehina amin'ity "Week- end"ity✊✊

Mitady ekipa vehivavy hanaovana Match amical Afaka miditra mp izay vonona
29/04/2026

Mitady ekipa vehivavy hanaovana Match amical
Afaka miditra mp izay vonona

Tongava maro 🏧🔥⚽Ialana tsiny fa tsy nisy sary ny ekipa vehivavy mba manara-dalana fa io aloha no misy 🤭😅
25/04/2026

Tongava maro 🏧🔥⚽
Ialana tsiny fa tsy nisy sary ny ekipa vehivavy mba manara-dalana fa io aloha no misy 🤭😅

Salama daholo tompoko Ity indray ny "Calendrier Match"amin'ny faran'ity erin'andro ity ⚽😊❤️
02/04/2026

Salama daholo tompoko
Ity indray ny "Calendrier Match"amin'ny faran'ity erin'andro ity ⚽😊❤️

Faly miarahaba antsika rehetra tongasoa ato amin'ny pejy ATM😊😊😊Misy ny ekipa lehilahy sy Vehivavy ato⚽⚽⚽Indro ary "calen...
12/03/2026

Faly miarahaba antsika rehetra tongasoa ato amin'ny pejy ATM😊😊😊
Misy ny ekipa lehilahy sy Vehivavy ato⚽⚽⚽
Indro ary "calendrier" amin'ny Faran'ity erin'andro ity⚽♥️

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ATM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category