DagoVans

DagoVans Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DagoVans, Sports Club, Antananarivo.

Club moto automobile pour passionnés de van; voyages, course et drag etc...
Nous organisons des rassemblements, sorties, road trips, événements sportifs et actions solidaires et sociales.

Zalah 601 😉  jumelé An’ireo baba 😝
21/06/2026

Zalah 601 😉 jumelé An’ireo baba 😝

13/06/2026

Tao ambadik'iny fanomanana ny événement "D**o Vans Show" iny.
Nisy fanalana atsiaka kely ny alin'ny 06 hifoa 07 Juin tamin'iny a!
Mipetraka Dia mijery , fa Aza mandihy a! 🤗😅😂🤣

09/06/2026

07 juin 2026
10h00
Batac Arivonimamo

D**oVans
VroomBox

Salama daholo ny mpanaraka ve?! ☺️Fankasitrahana atolotray ho anareo nanohana be anay tamin'ny hetsika anisan'ny sokajia...
08/06/2026

Salama daholo ny mpanaraka ve?! ☺️

Fankasitrahana atolotray ho anareo nanohana be anay tamin'ny hetsika anisan'ny sokajiana ho goavana voalohany nokarakarainay ny 7JUIN iny teny 213 ARIVONIMAMO!!!!!

Misaotra eram-po eran-tsaina manokana anareo 6500 olona tonga nanotrona anay 🙏🥺🔥

Misaotra ihany koa ireo nandray anjara rehetra nanafàna ny Show rehetra 😊

Misaotra sy mankasitraka ireo sponsors sy partenaires rehetra niara-nisalahy taminay sy mbola hiaraka aminay hatrany!

Mankasitraka ny federasiona ihany koa ary ny tompon'andraikitra mahefa eo amin'ny Base 213 Arivonimamo!

Afa-po izahay mpikarakara na teo aza ny indrokely isankarazany izay raisina hatao lesona hatrany!

MISAOTRA MISAOTRA MISAOTRA
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

08/06/2026

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TOMPOKO , ARAKIN'NY EFA NAMBARANAY HATRAMIN'NY VOALOHANY DIA FIFANAJANA SY FIFAMPITONDRANA NO ETO AMIN'NY DAGOVANS SY HO FAMPIANARANA ANTSIKA, KA NOHO IZANY DIA KILALAON'NY MPIANAKAVY IRENY OMALY IRENY NY MAHARESY TSY HOBIANA NY RESY TSY AKORAINA, NOHO IZANY IALANAY TSINY INDRINDRA AMINTSIKA FA TSY CHAMPS DE GUERRE ETO, KA VOATERY IZAHAY HANALA SY HAMAFA IREO PUBLICATIONS SY COMMANTAIRE MIENDRIKA FIHATSIAHANA ADY SY FIFAMALIANA
AMPANDRENESINA MIALOHA ISIKA AMIN'IO FILAZANA IO , FAMPITAIZANA NO IFAMPIZARANA ATO AMINTSIKA ATO
NA MPANKAFIA DAGOVANS NA TSY MPANKAFIA DIA IALANA TSINY INDRINDRA TOMPOKO
AOKA MBA ZAVATRA TSARA NO ALEFANTSIKA SY ZARAINTSIKA MBA HO MAHAFINARITRA NY MANARAKA NY PAGE SY NY GROUPE ARY HO FIANARANA HOAN'NY SASANY
MANKASITRAKA TOMPOKI

Canel's🔥Team 40 💨Vshoukatra47 🐢Zolan 🔥Corre Daks 🏁 Androany ny fotoana nareo no andrasana 07 juin 😉⚡️
07/06/2026

Canel's🔥
Team 40 💨
Vshoukatra47 🐢
Zolan 🔥
Corre Daks 🏁
Androany ny fotoana nareo no andrasana
07 juin 😉⚡️

06/06/2026

On se donne rendez-vous demain 🔥🔥🔥🔥
🔥DAGO VANS SHOW 🔥
PAF : 5000 ar
VroomBox

🏁🤙 Demain n'est pas loin🤭nareo sisa no endrasana fa izahay efa vonona ato😉 rampitso ilay fotoanan-tsika 🔥eny  213 Batac ...
06/06/2026

🏁🤙 Demain n'est pas loin🤭nareo sisa no endrasana fa izahay efa vonona ato😉 rampitso ilay fotoanan-tsika 🔥eny 213 Batac Arivonimamo😊🔥🏁mbola sombitsombiny fotsiny ireo fa mbola maro ny ao ambadika ao😉
D**oVans
VroomBox

Rendez-vous dimanche 🔥🎉🎉🎉07 juin 2026
04/06/2026

Rendez-vous dimanche 🔥🎉🎉🎉
07 juin 2026

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DagoVans posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category