As RÔRÔ TANA

As RÔRÔ TANA Mbola misokatra hatrany ny fandraisana mpianatra ato @ ASR,manomboka @ 4 taona noho miakatra,na lahy na vavy💙💛

programme d' entrainement mercredi⚽️🏟 lieu: Stade annexe Makis⌚️heure: 14htenue: maillot Jaune💛matériel: godasse,faux-ba...
02/09/2026

programme d' entrainement mercredi⚽️
🏟 lieu: Stade annexe Makis
⌚️heure: 14h
tenue: maillot Jaune💛
matériel: godasse,faux-bas,protège tibias,eau
Ny zavatra lehibe tena tsy azo adinoina dia ilay MOTIVATION be🔥

ASR, le chemin de la victoire💛💙

🥶✖Ny andro no mangatsika fa ny kotrana nenay  vomay atao mafana🔥Alefa fona ehh👊🏻"ASR, Le chemin de la victoire"💙💛
29/08/2026

🥶✖Ny andro no mangatsika fa ny kotrana nenay vomay atao mafana🔥

Alefa fona ehh👊🏻

"ASR, Le chemin de la victoire"💙💛

programme d' entrainement Samedi⚽️🏟 lieu: Stade annexe Makis⌚️heure: 8htenue: maillot bleu💙matériel: godasse,faux-bas,pr...
28/08/2026

programme d' entrainement Samedi⚽️
🏟 lieu: Stade annexe Makis
⌚️heure: 8h
tenue: maillot bleu💙
matériel: godasse,faux-bas,protège tibias,eau
Ny zavatra lehibe tena tsy azo adinoina dia ilay MOTIVATION be🔥

Mbola mandray mpianatra hatrany ny ECOLE DE FOOT ASR💙💛, manantona eny @ Stade Annexe Makis izay maniry ny hiara-hianatra aminay @ io ora etsy ambony io, no sady maka ny information rehetra😉

ASR, le chemin de la victoire💛💙

programme d' entrainement mercredi⚽️🏟 lieu: Stade annexe Makis⌚️heure: 14htenue: maillot Jaune💛matériel: godasse,faux-ba...
25/08/2026

programme d' entrainement mercredi⚽️
🏟 lieu: Stade annexe Makis
⌚️heure: 14h
tenue: maillot Jaune💛
matériel: godasse,faux-bas,protège tibias,eau
Ny zavatra lehibe tena tsy azo adinoina dia ilay MOTIVATION be🔥

Mbola mandray mpianatra hatrany ny ECOLE DE FOOT ASR💙💛, manantona eny @ Stade Annexe Makis izay maniry ny hiara-hianatra aminay @ io ora etsy ambony io, no sady maka ny information rehetra😉

ASR, le chemin de la victoire💛💙

Ohatra an' izao ny ambiance anay tany raha fintinina😉Sady vaccance no nandeha iany ny baolina t@ireo école de Foot marom...
24/08/2026

Ohatra an' izao ny ambiance anay tany raha fintinina😉
Sady vaccance no nandeha iany ny baolina t@ireo école de Foot maromaro tao Fenerive-Est⚽

"ASR, le chemin de la victoire"💙💛

REPRISE D'ENTRAINEMENT⚽🔥programme du Samedi 22 Août⚽️🏟 lieu: Stade annexe Makis⌚️heure: 8htenue: maillot bleu💙matériel: ...
21/08/2026

REPRISE D'ENTRAINEMENT⚽🔥
programme du Samedi 22 Août⚽️
🏟 lieu: Stade annexe Makis
⌚️heure: 8h
tenue: maillot bleu💙
matériel: godasse,faux-bas,protège tibias,eau
Ny zavatra lehibe tena tsy azo adinoina dia ilay MOTIVATION be🔥

Mbola mandray mpianatra hatrany ny ECOLE DE FOOT ASR💙💛, manantona eny @ Stade Annexe Makis izay maniry ny hiara-hianatra aminay @ io ora etsy ambony io, no sady maka ny information rehetra😉

ASR, le chemin de la victoire💛💙

✖AVIS AU PARENTS⛔Vita soamantsara androany moa ireo lalao rehetra izay natao tao FENERIVE EST ka nanainga ny atoandro te...
17/08/2026

✖AVIS AU PARENTS⛔

Vita soamantsara androany moa ireo lalao rehetra izay natao tao FENERIVE EST ka nanainga ny atoandro teo izahay.
Efa andalana izahay zao, ary hoezahina atao ny ho tonga mazava ao Tanà mba ho fiarovana ireo ankizy rehetra✨, ka tsara raha @ 7h eo ho eo no miandry ireo izay maka ny zanany , eo @ Kinja Makis ihany no fotoana🏟.
Misaotra indrindra oh💙💛

This feeling✨🔥La famille ASR💙💛
17/08/2026

This feeling✨🔥

La famille ASR💙💛

Pika kely mandritra ireo fihaonana tamin'ny école de foot maromaro teto Fenerive-Est, teo amin'nh Stade Sahavola moa no ...
16/08/2026

Pika kely mandritra ireo fihaonana tamin'ny école de foot maromaro teto Fenerive-Est, teo amin'nh Stade Sahavola moa no nanatontosana izany.🏟⚽

ASR en vacances🔥🌴

Zany ndray ary aloha ny sary androany eh🌴📸La famille ASR💙💛 # VACANCE
15/08/2026

Zany ndray ary aloha ny sary androany eh🌴📸

La famille ASR💙💛

# VACANCE

Address

Talatamaty
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As RÔRÔ TANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share