23/07/2026
🕊️ Hafatra ho an’ny fiarahamonina sy fampahafantarana
Amin’izao androm-pirenena natokana ho fiaraha-miory izao, dia maneho ny fiaraha-miory lalina sy ny firaisankina amin’ireo niharam-boina ary ireo fianakaviana namoy havana izahay eto Air Fitness. Mirary fiononana sy hery ary faharetana ho anareo rehetra izahay. Manantena izahay fa hiverina tsy ho ela ny fandriampahalemana, ny filaminana ary ny firaisankina eto Madagasikara. 🇲🇬🕊️
📢 Fampahafantarana
Ampahafantarinay ny mpikambana sy ny mpanjifa rehetra fa hisokatra ny Air Fitness amin’ny 24 Jolay, araka ny ora fiasana mahazatra.
🕊️ Mirary fiononana feno sy hery ho an’ireo fianakaviany izahay.