JBA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JBA, Sports Team, Ankasina, Antananarivo.

Misaotra TANÀNA🔥🖤🩶Arabaina ny ekipatsika tafita amin'ny dingana manaraka😁👏🏽🖤🩶JBA 17   #  FIMAD 03💙❤
03/05/2026

Misaotra TANÀNA🔥🖤🩶

Arabaina ny ekipatsika tafita amin'ny dingana manaraka😁👏🏽

🖤🩶JBA 17 # FIMAD 03💙❤

NDAO TANÀNA🖤🩶Tsy maintsy tratra ny tanjona amin'ity taom-pilalaovana ity ry zalah💪🏾Tongava maro manohana ny ekipatsika😁
24/04/2026

NDAO TANÀNA🖤🩶
Tsy maintsy tratra ny tanjona amin'ity taom-pilalaovana ity ry zalah💪🏾

Tongava maro manohana ny ekipatsika😁

Ny vokatra rehetra azon'ny ekipatsika nandritran'ny lalao isam-bondrona🖤🩶1er journée  _JBA  18  #  ANKOAY  072èm journée...
04/04/2026

Ny vokatra rehetra azon'ny ekipatsika nandritran'ny lalao isam-bondrona🖤🩶

1er journée _JBA 18 # ANKOAY 07
2èm journée _JBA 46 # CSA 20
3èm journée _JBA 62 # FITAMIBA 10
4èm journée _JBA 34 # FTFA 06
5èm journée _JBA 16 # FTMA 07
6èm journée _JBA 17 # TTM 12
7èm journée_JBA 30 # RCAM 10
8èm journée_JBA 26 # JST 00 (DPF)

Tsara fanombohana ny ekipatsika satria nahazo fandresena 08 nandritran'ny lalao 08

Allons-y les Jeunes vitatsika io😁💪🏾

21/03/2026

Bravo les gars pour ce match spectaculaire aujourd'hui🏈🏈

JBA 30 # RCAM 10

Fair play pour l'équipe adverse 👏🏽 Antanimena Rcam

Jean Guy en action😁💪🏾
22/01/2026

Jean Guy en action😁💪🏾




Address

Ankasina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JBA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category