Jimmy Karlas : Gains & Grins

Jimmy Karlas : Gains & Grins Salle de sport + humour = cette page. Je ne suis pas coach. Je ne suis pas influenceur. Je suis juste là pour :
🏋️ soulever des haltères
😂 soulever l’ambiance

19/08/2026

Jvj 🙌🥵

15/08/2026

Milay ery 'zao izao revy izao.

12/08/2026

La mort ne prévient pas, donc si vous avez le temps ce soir, allez ba**er 🫵
👉👌💦

03/08/2026

🧕 : Inona no ataonlah ra isarahako elah ?

Zah : Ra alatsinainy dia pec sy tri 🤷

Makafoky ny fijerem-baolina daholo ary ve ny mpikotrana ?Mangina ny salle, zara raha misy olona.
20/07/2026

Makafoky ny fijerem-baolina daholo ary ve ny mpikotrana ?

Mangina ny salle, zara raha misy olona.

13/07/2026

Le meilleur des cardio

2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ VS 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣Erintaona sy 7 volana tanaty salle.Nisy fivoarana ve ry reto 😮‍💨 ?Régime : Vary sy laoka, at...
11/07/2026

2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ VS 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣

Erintaona sy 7 volana tanaty salle.

Nisy fivoarana ve ry reto 😮‍💨 ?

Régime : Vary sy laoka, atody, flocon d'avoine, hena, ronono, bex 🍺, tsaky 🙌

Mieritreritra ve ianao fa tsy misy ilàna azy 🧐?Tadidio fa ny ankamaroan'ny olona mitovy taona aminao dia tsy manao fanat...
09/07/2026

Mieritreritra ve ianao fa tsy misy ilàna azy 🧐?
Tadidio fa ny ankamaroan'ny olona mitovy taona aminao dia tsy manao fanatanjahan-tena ary misotro foana isaky ny misy ôkazy 🤪🍺.
Aoka ianao hirehareha amin'ny tenanao ✊!
_________
Tu te crois nul 🧐 ?
La plupart des gens de ton âge ne font aucun sport et s'alcoolisent dès qu'ils en ont l'occasion 🥱🍺.
Soir fier de toi ✊!

08/07/2026

Mangingina ny salle tao ao izay 🤔🤔

Misy fotoana kamo, misy fotoana valaka fa tsy afaka mijanona...satria misy tanjona mila tratrarina.____Fatigué, démotivé...
07/07/2026

Misy fotoana kamo, misy fotoana valaka fa tsy afaka mijanona...satria misy tanjona mila tratrarina.
____
Fatigué, démotivé mais on ne peut pas s'arrêter. On a des objectifs à atteindre.

Address

Eny Rehetra Eny
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jimmy Karlas : Gains & Grins posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category