Kamoro business Center

Kamoro business Center Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kamoro business Center, Coach, Antananarivo.

Kamoro Business Center

Formation fanafarana entana any Chine 🇨🇳
Alibaba • 1688 • Taobao • Shein • Aliexpress
Import sans arnaque – Business rentable à Madagascar”

16/10/2026

Fanokafana carte visa RedotPay

Abonne ihany ny pejy

15/10/2026

Ito ary ilay fanokafana WeChat
Abonnez ihany ny pejy

15/10/2026

Mbola misy place dispo formation sabotsy hoavy izay hanao formation eto tana

FIKAFIKA RAHA TSY TE HO HISY FRAIS DE TRANSFERT NY ACHAT PINDUODOU REDOTPAY1-Raha vao izao ianao no hanokatra RedotPay m...
15/10/2026

FIKAFIKA RAHA TSY TE HO HISY FRAIS DE TRANSFERT NY ACHAT PINDUODOU REDOTPAY

1-Raha vao izao ianao no hanokatra RedotPay mampiasa code parrainage MPXXH dia mahazo bonus 5$ ianao

2- Raha hanao activation carte VISA ianao dia mampiasa code promo MICHEL70 dia lasa 8$ ny activation raha 10 $ izy teo aloha .

3-Asio commentaire eo ambany hoe FIKAFIKA dia alefako mp ny Fikafika fanaovana payment redotpay tsy mila frais de transaction

4- abonnés ny pejy rah te ahita zavatra mahasoa mahakasika ny importation chine 🇨🇳 Madagascar 🇲🇬

13/10/2026

Commande tao @ XIANYU

MERCI BEAUCOUP DIEGO Mankasitraka antsika rehetra nisitraka ny formation fanafarana entana avy any chine 🇨🇳 tato aminay....
12/10/2026

MERCI BEAUCOUP DIEGO

Mankasitraka antsika rehetra nisitraka ny formation fanafarana entana avy any chine 🇨🇳 tato aminay.

Mankasitraka ihany koa hoantsika rehetra @ faritra DIANA fa tena afapo tamin’ny fandraisanareo ny formation.

Enga anie tsy ho formation fotsiny no nataonareo fa hampiatra izany @ amin’izay antony hianaranareo azy.

Ao @ WhatsApp indray isika manao ny suivi sy accompagnement na avy dia mikaiky ny numero 0346760270

#1688

PROGRAMME DE FORMATION EN IMPORTATION CHINE 🇨🇳 – MADAGASCAR 🇲🇬Ireto indray ary ny programme sy ny dates manaraka ho an’i...
10/10/2026

PROGRAMME DE FORMATION EN IMPORTATION CHINE 🇨🇳 – MADAGASCAR 🇲🇬

Ireto indray ary ny programme sy ny dates manaraka ho an’izay te hianatra hanafatra entana avy any Chine.

INONA AVY NO HIANARANA AO ANATIN’NY FORMATION?

Formation 100 % pratique, izay ahafahanao mampihatra avy hatrany izay ianaranao.

* Fanokafana sy fampiasana ireo applications tsirairay: Alibaba, Taobao, 1688, Pinduoduo ary SHEIN.
* Fomba fitadiavana fournisseur azo itokisana sy fisorohana ny arnaque.
* Fomba firesahana amin’ny fournisseur, na dia tsy mahay teny sinoa aza.
* Fomba fanaovana commande sy fanaraha-maso ny livraison.
* Fomba fivarotana sy fitadiavana mpanjifa amin’ny Facebook.

DATES DE FORMATION

* TANA : 17 Octobre
* TAMATAVE : 24 Octobre
* MAJUNGA : 31 Octobre
* ANTSIRABE : 14 Novembre

FRAIS DE FORMATION : 50 000 Ar

Raha tena te hianatra sy hampihatra ny fanafarana entana avy any Chine ianao, dia afaka manoratra anarana dieny izao.

Alefaso amin’ny MP ny anaranao sy ny numéro téléphone raha vonona hanao ny inscription.

KAMORO BUSINESS CENTER — Tsy Mangoay Traikefa.

#1688

09/10/2026

IMBOXING KELY 😁

09/10/2026

TUTO PINDUODOU FAMPIDIRANA APPLICATION
Abonne vous

Tratra ihany ilay mpisoloky malaza
09/10/2026

Tratra ihany ilay mpisoloky malaza

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 00:00
Tuesday 08:00 - 00:00
Wednesday 08:00 - 00:00
Thursday 08:00 - 00:00
Friday 08:00 - 00:00
Saturday 08:00 - 00:00
Sunday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kamoro business Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category