As Sainte Anne

As Sainte Anne OFFICIEl

⚽Ireo no hery ao Ambadika 🔥Ireo no teo foana nanohana sy nampahery nandritra ny fotoana rehetra 🤍🩵  💯  💯
08/06/2026

⚽Ireo no hery ao Ambadika 🔥

Ireo no teo foana nanohana sy nampahery nandritra ny fotoana rehetra 🤍🩵

💯
💯

⚽📸 Topimaso nandritra ny 1/4 de Finale retour AJESAIA  🆚 AS SAINTE ANNE  🔥   🤍🩵   ⚽🔥
05/06/2026

⚽📸 Topimaso nandritra ny 1/4 de Finale retour

AJESAIA 🆚 AS SAINTE ANNE

🔥
🤍🩵
⚽🔥

⚽️PFL 2025-2026Nifarana teo amin’ny ampahefa-dalana ny diantsika Izay no vita ary raisintsika am-panetren-tena ny vokatr...
04/06/2026

⚽️PFL 2025-2026
Nifarana teo amin’ny ampahefa-dalana ny diantsika
Izay no vita ary raisintsika am-panetren-tena ny vokatra.

Mankasitraka ny mpilalao rehetra, ny staff, ary indrindra ianareo mpankafy izay nanohana sy niara-dia taminay hatrany🙏
Misaotra niara-niady, niara-nino ary niray fo nitondra sy niaro ny lokontsika💙🤍

Tonga hatreo ny dia , saingy tsy eo no hiafaran’ny tantara. Lesona sy traikefa no entina hanohizana ny lalana indray, satria mbola maro ny tanjona.

Mbola hiaraka hanoratra pejy vaovao ho an’ny klioba. 💙🤍⚽️

🔥⚽ PLAY-OFFS RETOUR ⚽🔥AJESAIA 🆚 AS SAINTE ANNE 📅 Mercredi 03 Juin 2026🕦 11h30🏟️ Stade Elgeco Plus By-passJusqu’au bout.A...
01/06/2026

🔥⚽ PLAY-OFFS RETOUR ⚽🔥

AJESAIA 🆚 AS SAINTE ANNE

📅 Mercredi 03 Juin 2026
🕦 11h30
🏟️ Stade Elgeco Plus By-pass

Jusqu’au bout.
Allez AS Sainte Anne ! ⚽🔥💪

⚽📸 Topimaso tamin’ny YAS Coupe de MadagascarAS SAINTE ANNE 🆚 PREMIUM FC        ⚽🔥
01/06/2026

⚽📸 Topimaso tamin’ny YAS Coupe de Madagascar

AS SAINTE ANNE 🆚 PREMIUM FC

⚽🔥

⚽🔥 YAS COUPE DE MADAGASCAR 🔥⚽🏆 16e de FinaleAS SAINTE ANNE 1-0PREMIUM FC
30/05/2026

⚽🔥 YAS COUPE DE MADAGASCAR 🔥⚽
🏆 16e de Finale

AS SAINTE ANNE 1-0PREMIUM FC

⚽🔥 YAS COUPE DE MADAGASCAR 🔥⚽🏆 16e de Finale📅 SAMEDI 30 MAI 2026🕙 12H00📍 Stade CFFA Iavoloha🆚 AS SAINTE ANNE VS PREMIUM ...
28/05/2026

⚽🔥 YAS COUPE DE MADAGASCAR 🔥⚽
🏆 16e de Finale

📅 SAMEDI 30 MAI 2026
🕙 12H00
📍 Stade CFFA Iavoloha

🆚 AS SAINTE ANNE VS PREMIUM FC

📍Stade Elgeco PlusFitsapana terrain sy fanohizana ny fanazarantena, ho fiatrehana ny match retour amin’ny fahavononana f...
22/05/2026

📍Stade Elgeco Plus
Fitsapana terrain sy fanohizana ny fanazarantena, ho fiatrehana ny match retour amin’ny fahavononana feno. 💪

🔥 PLAY OFF RETOUR 🔥Mbola misy 90 minitra hiadiana, 90 minitra hiarovana ny loko sy ny voninahitry ny klioba🤍🩵📅 Sabotsy 2...
21/05/2026

🔥 PLAY OFF RETOUR 🔥
Mbola misy 90 minitra hiadiana, 90 minitra hiarovana ny loko sy ny voninahitry ny klioba🤍🩵

📅 Sabotsy 23 Mai 2026
⏰ 14h00
📍 Stade Elgeco Plus By Pass

AJESAIA 🆚 AS SAINTE ANNE

Topimaso tamin’ny lalao ny Sabotsy lasa teo, izay nihaonan’ny Ekipantsika tamin’ny AJESAIA.Tsiahivina fa resy tamin’ny s...
19/05/2026

Topimaso tamin’ny lalao ny Sabotsy lasa teo, izay nihaonan’ny Ekipantsika tamin’ny AJESAIA.
Tsiahivina fa resy tamin’ny salan’isa 2 noho 1 isika tamin’ity fihaonana ity.

Na teo aza ny vokatra, mbola mitohy ny tolona sy ny ezaka. Misaotra hatrany anareo niaraka sy nanohana ny ekipa.” ⚽🩵🤍

Address

Anjomakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when As Sainte Anne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category