Histoire et Géographie - Bacc

Histoire et Géographie - Bacc Mr ASA Solomona
Enseignant d'Histoire et Géographie
Coach Scolaire

✅ 𝗕𝗔𝗞𝗔𝗟𝗢𝗥𝗘𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲 : 𝗛𝗶𝘃𝗮𝗹𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟮𝟭 𝗔𝗼𝗴𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗢𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗸𝗮𝗹𝗼𝗿𝗲𝗮.‎🔖 ‎Mbola mandeha n...
06/08/2026

✅ 𝗕𝗔𝗞𝗔𝗟𝗢𝗥𝗘𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲 : 𝗛𝗶𝘃𝗮𝗹𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟮𝟭 𝗔𝗼𝗴𝗼𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗢𝗳𝗶𝘀𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗕𝗮𝗸𝗮𝗹𝗼𝗿𝗲𝗮.

🔖 ‎Mbola mandeha ny transcription amin'izao fotoana izao eny Ankatso. Amin'ny 21 Aogositra no asaina miverina hanao délibération ireo mpitsara raha ny nambaran'izy ireo raha toa ka io daty io no nambaran'ny Office du Baccalauréat fa hamoahana ny voka-panadinana.


La délibération sera prévue pour le 21 août 2026 et devra être maintenue à 10 normalement :)
03/08/2026

La délibération sera prévue pour le 21 août 2026 et devra être maintenue à 10 normalement :)

Mirary fahombiazana ho anareo ny tenako. Inoako fa nanampy anareo ny DMP, na ny méthode, na ireo sujets types d'assimila...
23/07/2026

Mirary fahombiazana ho anareo ny tenako. Inoako fa nanampy anareo ny DMP, na ny méthode, na ireo sujets types d'assimilation, indrindra moa fa ireo résumé. izay le oe la réussite n'est pas le fait du hasard. Mirary soa ho anareo 😇

Mitsodrano anareo mpianatra hanala ny fanadinana Bakalorea ho tafita soa !
19/07/2026

Mitsodrano anareo mpianatra hanala ny fanadinana Bakalorea ho tafita soa !

L'ultime clé du bac en Histoire et Géographie- Coup d'œil rapide sur les chapitres du coours- Rappel final des méthodolo...
28/06/2026

L'ultime clé du bac en Histoire et Géographie
- Coup d'œil rapide sur les chapitres du coours
- Rappel final des méthodologies
- Assimilation avec les sujets types corrigés

Ho an'izay mbola mila boky, mboladisponible avokoa ireo !!!
14/06/2026

Ho an'izay mbola mila boky, mboladisponible avokoa ireo !!!

14/06/2026
Izay tsara omana tsy hotapohin'ny loza ! Izany no hiomana tsika tsara @ DMP ! Tsy miantehitra amin'ny kisendrasendra isi...
09/06/2026

Izay tsara omana tsy hotapohin'ny loza ! Izany no hiomana tsika tsara @ DMP ! Tsy miantehitra amin'ny kisendrasendra isika, fa manao izay ahombiazana ampahatoniana.

Address

Lot II F 57 Ambondrona
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Histoire et Géographie - Bacc posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category