CEA Andranomanalina

CEA Andranomanalina Engagement ~ Visibilitรฉ ~ Performance
Rugby | Andranomanalina | Fiers de nos couleurs

๐Ÿ”ต Ambadikโ€™ireny zavatra rehetra hitanareo ato @ ity pejinโ€™ny  Andranomanalina ity, misy anโ€™ito ranamana iray ito ๐Ÿ˜‰. Izy ...
02/09/2026

๐Ÿ”ต Ambadikโ€™ireny zavatra rehetra hitanareo ato @ ity pejinโ€™ny Andranomanalina ity, misy anโ€™ito ranamana iray ito ๐Ÿ˜‰. Izy no miketrika sy mamolavola azy ireny

Miarahaba azy nohonโ€™ny tsingerintaona nahaterahany androany, ary mirary ny soa sy ny tsara ho azy hatrany hotahiana sy ho fitahiana mandrakariva ๐Ÿ™๐Ÿผ, hohambinina @ raha atao, dia ho heniky ny fahasoavaNy ny Tompo Tojo ah ๐Ÿ™๐Ÿผ

๐ŸŸก Heureux anniversaire ร  notre Responsable Communication

Il y a des personnes qui ne se contentent pas dโ€™รชtre prรฉsentes : elles laissent leur empreinte.

Aujourdโ€™hui, on prend un instant pour cรฉlรฉbrer la personne derriรจre tant de souvenirs partagรฉs, celle qui sait mettre en lumiรจre les autres avec justesse et passion.

Pas besoin de grands mots : simplement te souhaiter une annรฉe ร  la hauteur de ce que tu es, riche en belles rencontres, en projets qui ont du sens ๐Ÿ‘Œ, en รฉclats de rire et en moments que mรชme un objectif ne saurait totalement raconter

Joyeux anniversaire Tojoniaina ๐Ÿ™๐Ÿผ

Dimanche 6 Sept 2026vs FTM Manjakaray12h00minStade Makis Andohatapenaka
01/09/2026

Dimanche 6 Sept 2026
vs FTM Manjakaray
12h00min
Stade Makis Andohatapenaka

Retour dans le temps ๐Ÿ˜Mafy ianareo raha toa ka mahay anarana olona 5 @ ireto 19 mirahalahy ireto ๐Ÿ™๐Ÿผ, dia t@ taona firy t...
27/08/2026

Retour dans le temps ๐Ÿ˜

Mafy ianareo raha toa ka mahay anarana olona 5 @ ireto 19 mirahalahy ireto ๐Ÿ™๐Ÿผ, dia t@ taona firy tany ary ity sary ity oh? ๐Ÿ˜‰

Aleo mba anjaranareo aloha androany ny mamantatra anโ€™ireto ray aman-dreny nitondra anโ€™zany loko mavo manga izany niakatra ambony t@ androny ๐Ÿ’›๐Ÿ’™

Ho alefanay eto ihany ny tantaranโ€™zalah ireto ๐Ÿ˜‰, fa izao aloha ยซ fanajana be ยป ho azy ireo ๐Ÿ™๐Ÿผ

๐Ÿ“ธ CEA Andranomanalina
31/07/2026

๐Ÿ“ธ CEA Andranomanalina

๐ŸŸก๐Ÿ”ต
30/07/2026

๐ŸŸก๐Ÿ”ต

๐ƒ๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐š ๐รฉ๐Ÿ๐š๐ข๐ญ๐ž ๐œ๐จ๐ฆ๐ฆ๐ž ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ฏ๐ข๐œ๐ญ๐จ๐ข๐ซ๐ž๐ฌ ๐Ÿ’›๐Ÿ’™ร€ vous, notre 16แต‰ homme, ร  notre famille jaune et bleue,Il est toujours plus ...
29/07/2026

๐ƒ๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐š ๐รฉ๐Ÿ๐š๐ข๐ญ๐ž ๐œ๐จ๐ฆ๐ฆ๐ž ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ฏ๐ข๐œ๐ญ๐จ๐ข๐ซ๐ž๐ฌ ๐Ÿ’›๐Ÿ’™
ร€ vous, notre 16แต‰ homme, ร  notre famille jaune et bleue,

Il est toujours plus simple de s'exprimer aprรจs un succรจs. Aujourd'hui, c'est avec une grande peine que nous vous parlons.
Nous avons vu vos regards, entendu vos chants, ressenti votre appui du dรฉbut jusquโ€™ร  la fin. Vous avez eu foi en nous, vous avez dรฉfendu nos couleurs avec une loyautรฉ qui mรฉrite le respect ๐Ÿ™๐Ÿผ.

Malheureusement ๐Ÿ˜ช, nous nโ€™avons pas rรฉussi ร  rรฉpondre ร  vos attentes. ๐๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ฏ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ฉ๐ซ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐๐ž ๐ง๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ž๐ฑ๐œ๐ฎ๐ฌ๐ž๐ซ ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐œ๐ž๐ฅ๐š

Cette dรฉfaite nous blesse. Elle crรฉe un espace vide dans nos cล“urs, car nous rรฉalisons quโ€™elle est รฉgalement la vรดtre.
Nous aurions beaucoup aimรฉ partager avec vous la joie d'une qualification. Le destin a choisi un autre chemin.

๐Ÿ“Œ Mais une chose ne changera jamais : ๐ฅโ€™๐š๐ฆ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ช๐ฎ๐ž ๐ง๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ฉ๐จ๐ซ๐ญ๐จ๐ง๐ฌ ร  ๐œ๐ž ๐ฆ๐š๐ข๐ฅ๐ฅ๐จ๐ญ ๐ž๐ญ ร  ๐œ๐ž๐ฎ๐ฑ ๐ช๐ฎ๐ข ๐ฅ๐ž ๐รฉ๐Ÿ๐ž๐ง๐๐ž๐ง๐ญ ร  ๐ง๐จ๐ฌ ๐œรด๐ญรฉ๐ฌ, ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ญ๐ซ๐ข๐›๐ฎ๐ง๐ž๐ฌ ๐œ๐จ๐ฆ๐ฆ๐ž ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐ž ๐ญ๐ž๐ซ๐ซ๐š๐ข๐ง

Nous souhaitons รฉgalement adresser notre profonde reconnaissance ร  ๐ญ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐ง๐จ๐ฌ ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐š๐ข๐ง๐ฌ๐ข ๐ช๐ฎ'ร  ๐ง๐จ๐ญ๐ซ๐ž ๐ฌ๐ญ๐š๐Ÿ๐Ÿ, qui se sont battus jusqu'au dernier coup de sifflet. Vous avez tout donnรฉ, avec courage, dรฉtermination et fiertรฉ. Mรชme si le rรฉsultat n'a pas รฉtรฉ celui espรฉrรฉ, votre engagement envers ce blason restera gravรฉ dans nos cล“urs. Merci d'avoir portรฉ les couleurs du CEA Andranomanalina avec honneur ๐Ÿ’›๐Ÿ’™

๐Ÿ“Œ Aujourd'hui, nous tombons. Demain, nous nous relรจverons ๐Ÿ’ช๐Ÿผ. Car les plus belles narrations ne se composent pas seulement de triomphes, mais aussi avec le courage de se relever aprรจs les plus grandes douleurs ๐Ÿ™๐Ÿผ.

Merci ร  tous d'avoir eu confiance en nous, d'avoir occupรฉ les gradins avec vos voix, vos chants et votre enthousiasme ๐Ÿฅฐ. Votre appui est une puissance que mรชme la perte ne pourra jamais nous retirer.

Restez ร  nos cรดtรฉs; car lorsque nous retournerons, nous retournerons ensemble. Plus unis - Plus puissants - Plus dรฉterminรฉs ๐Ÿ’ช๐Ÿผ

๐ƒ๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ž๐ฌ รฉ๐œ๐ก๐ž๐œ๐ฌ ๐œ๐จ๐ฆ๐ฆ๐ž ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ฌ๐ฎ๐œ๐œรจ๐ฌ, ๐ฎ๐ง๐ž ๐ฌ๐ž๐ฎ๐ฅ๐ž ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ข๐ฅ๐ฅ๐ž. ๐”๐ง๐ž ๐ฌ๐ž๐ฎ๐ฅ๐ž ๐ฉ๐š๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง. ๐”๐ง ๐ฎ๐ง๐ข๐ช๐ฎ๐ž รฉ๐œ๐ฎ๐ฌ๐ฌ๐จ๐ง

๐Ÿ’›๐Ÿ’™ ๐‚๐„๐€ ๐€๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฅ๐ข๐ง๐š โ€“ ๐Œ๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š

๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž ๐š๐ฎ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐โ€™๐ก๐ฎ๐ข. ๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž ๐๐ž๐ฆ๐š๐ข๐ง. ๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ญ๐จ๐ฎ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ

๐๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐ž๐ฌ๐ž๐ง๐š ๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐ž๐ฌ๐ž๐ง๐š ๐Ÿ’›๐Ÿ’™

Ho anareo mpanohana anay, ilay mpilalao faha-16, sy ho an'ny fianakaviambe mavo sy manga,

Mora foana ny miteny rehefa avy nandresy. Saingy androany kosa dia amin'ny fo malahelo no itenenanay aminareo.

Hitanay ny ianareo feno fanantenana, renay ny hiranareo sy ny antsonareo, ary tsapanay ny fanohananareo nanomboka ny segondra voalohany ka hatramin'ny farany. Natoky anay ianareo ary niaro ny lokontsika tamim-pitiavana sy feno fahatokiana ๐Ÿ™๐Ÿผ

Indrisy anefa ๐Ÿ˜ช, tsy vitanay ny namaly izany fitiavanareo izany. Koa miala tsiny aminareo izahay ๐Ÿ™๐Ÿผ

Maharary anay ity faharesena ity, ary fantatray fa naharary anareo loatra ihany koa. Naniry mafy izahay ny hiara-hifaly aminareo noho ny fahazoana tapakila hiatrika ny famaranana, saingy lalana hafa no nosafidian'ny anjara

๐Ÿ“Œ Saingy misy zavatra iray tsy hiova mihitsy: ny fitiavanay ity akanjo ity sy ireo rehetra miaro azy miaraka aminay, na eny an-kianja na eny amin'ny tribune sy ny gradin

๐Ÿ“Œ Androany izahay lavo. Saingy hiarina izahay ary hijoro izahay . Satria ny tantara tsara indrindra dia tsy voasoratra amin'ny fandresena ihany, fa indrindra amin'ny herim-po sy herin-tsaina hiarina indray rehefa avy nandalo ny fianjerana

Misaotra anareo rehetra natoky anay, nameno ny tribune tamin'ny feonareo sy ny hiranareo ary ny hafanam-ponareo๐Ÿฅฐ. Ny fanohananareo no hery lehibe anananay, ary tsy misy faharesena afaka manaisotra izany aty aminay, ๐ฆ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐จ ๐Ÿ˜

๐๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐ž๐ฌ๐ž๐ง๐š ๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐ž๐ฌ๐ž๐ง๐š, ๐Ÿ๐ข๐š๐ง๐š๐ค๐š๐ฏ๐ข๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ. ๐…๐ข๐ญ๐ข๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ. ๐‹๐จ๐ค๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒ

๐Ÿ’›๐Ÿ’™ ๐‚๐„๐€ ๐€๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฅ๐ข๐ง๐š โ€“ ๐Œ๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š

Teny kely avy @ Prรฉsident Gilbert : ยซ Miarahaba antsika rehetra ny tenako.eto aho sy ny mpilalao rehetra.dia maneho fisa...
28/07/2026

Teny kely avy @ Prรฉsident Gilbert :
ยซ Miarahaba antsika rehetra ny tenako.
eto aho sy ny mpilalao rehetra.dia maneho fisaorana eram-po, eran-tsaina ho antsika rehetra mpankafia sy mpanohana ary mpanaraka ny C.E.A (Club Etoile Andranomanalina).
Tena misaotra be vata re tompoko fa tena hery lehibe tokoa ny fisianareo niara - dalana t@ C.E.A .

Ny lalao vita t@ demi final dia ohatry ny lalao ara-panatanjahan-tena rehetra ihany, misy ny mandresy dia misy ny resy ka mila mahay resy isika. Iny no vita , iny no hefa, ialanay tsiny indrindra t@ vokatra๐Ÿ™๐Ÿผ; tsy ยซ ร  la hauteur ยป anโ€™ilay fitiavanareo izay tena tsapanay fa lalimpaka ๐Ÿ™๐Ÿผ.
Mangataka amintsika mpanohana aho tsy handany andro hifanasa vangy ato @ tambazotra na eny @ misy antsika rehetra eny, fa isika tiako raha ho fitaratra foana eto @ tontolon ny Rugby. Ohatra azo tsapain-tanana ny namoronantsika ity page ity, izay narahanโ€™ireo fileovana mitovy izany @ zao. ( mahafinaritra be ๐Ÿ™๐Ÿผ)

Farany ;
Dia hamaly fohy ny fanontanianareo amiko eto aho.
Ny fileovana C.E.A dia amafisiko eto fa tsy araky ny teninโ€™ireo namana sasany izay itanareo ao anaty facebook hoe CNAPS snsโ€ฆโ€ฆ..
Aminโ€™ny top 8 (raha toa ka misy) isika manarina ny lesoka rehetra, satria fotoana izao hanamboarana sy hanarenana ny tsy nety. Ary @ erin-taona sy @ taona maro hifandimby ny C.E.A dia mbola mijoro ary mbola hijoro ๐Ÿ’ช๐Ÿผ, tsy hisy izany CNAPS izany.
Ny tena lehibe indrindra dia tsy misy mpilalao anโ€™i C.E.A miala ato na iray aza fa ny fanampiny aza no efa vonona ary ho avy daholo ๐Ÿ˜‰

Mirary soa antsika rehetra.
Samy ho tahian Andriamanitra isika rehetra ๐Ÿ™ ยป

Score final
26/07/2026

Score final

Half Time
26/07/2026

Half Time

Address

Andranomanalina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CEA Andranomanalina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category