18/07/2026
📢 FANAMARIHANA MANAN-DANJA
👉hoan'ny categories : U13 sy U17
Hilazana isika RAD sy mpilalao mba hanomana ireo taratasy voalaza, ho fanomanana ny Tournoi izay atao any MAJUNGA 2026
🇲🇬Omanina alohan’ny 12 Aogositra 2026 ireo taratasy ilaina ary entina amin’ny fanazaran-tena ny Sabotsy 08 Aogositra 2026.
🇮🇹Si prega di preparare tutti i documenti richiesti entro il 12 agosto 2026 e di portarli all’allenamento di sabato 08 agosto 2026.
Misaotra amin’ny fiaraha-miasa. ⚽
Grazie per la collaborazione. ⚽
by