26/02/2026
Valin'ny Autopsie androany alina :
1- Fanomanana tena tsy ampy : 2 herinandro ve ahavita inona. Tena ratsy ny conditions physiques an'ny Joueuses amin'ny ankabeazany. Ilay cohésion koa hita be tsy misy dia lasa mifampitady ny iray Club sy mpiakama.
2- Staffs mandringa : Coach principal tsy mahay ninoninona amin'ny football féminin akory, assistante mbola tsy nitondra Club féminin lehibe sady hita mihafihafy, fa maninona raha nasina noentin'i Coach Naval hatramin'ny farany ilay preparation. Ny preparateur gardiennes naman'ny tsy nisy.
3- Hita be ilay tsy fisian'ny matchs federaux sy Championnat National. Ny ekipa lehibe lasa manenjika baolim-pokontany sy kaominaly sisa hitazomana ny forman'ny joueuses....
Fehiny tena mbola tsy asina lanjany Ilay football féminin, fandraisana anjara fotsiny fa tsy mbola vonona hitady vokatra ny FMF.