ASSM Football Féminin

ASSM Football Féminin Promote Women's Football

11/03/2026

Faly miarahaba antsika rehetra,

Araka ny tapaka tamin’ny fivoriana tamin’ny 19 février 2026 dia amin’ny alahady 15 mars izao no hotanterahina ny fifampiarahabana nahatratrin’ny taona.

Izany dia hatao eny Ambohimanga Rova.

Départ : 07h00 eo amin’ny St Michel

Samy mitondra sakafo sy rano na jus sahaza avy.

Mitondra fitaovana isika fa hisy match amical amin’io fotoana io.

Misy ny frais fandraisana anjara aller-retour fa mbola ho lazaina amin’ny manaraka, na confirmena amin’ny asabotsy izao avy manao entrainement isika.

Ilaina ny fahatongavan’ny rehetra ary mila confirména amin’ny sabotsy izao farafahatarany, ho fandaminana ny transport ntsika mankany.

Ny Birao

Send a message to learn more

Faly miarahaba antsika rehetra, indro ny tatitra ny fivoriana tamin'ny asabotsy 14 febroary 2026 teo : Voalohany dia: Mi...
25/02/2026

Faly miarahaba antsika rehetra, indro ny tatitra ny fivoriana tamin'ny asabotsy 14 febroary 2026 teo :
Voalohany dia: Mitohy ny entraînement antsika ka hatao isakin'ny asabotsy izany fa rehefa misy ny match amical vao asiana ny alarobia, manaraka izany dia misy ny fifidianana birao izay manampy ny efa eo, fahatelo, tapaka koa fa amin'ny alahady 15 mars ny fifampiarahabantsika nahatratra ny taona, ny toerana mbola ho lazaina amin'ny manaraka, ny farany ary lehibe indrindra dia ny fanentanana antsika foana amin'ny fandoavana ny ecolage izay hany fidirambolantsika satria dia 0ar ny caisse tsika nefa ny volan'ny coach tsy maintsy aloa amin'izao fotoana izao.

Manentana foana izahay birao fa sady fanabeazana no fitaizana ny zanatsika ny sport mba hivelarana amin'ny lafiny rehetra.

Misaotra antsika rehetra

"Bienvenue sur la page officielle de l’ASSM Football Féminin ! ⚽💪 Ici, suivez l’actualité de notre club, nos matchs, nos...
28/10/2025

"Bienvenue sur la page officielle de l’ASSM Football Féminin ! ⚽💪 Ici, suivez l’actualité de notre club, nos matchs, nos joueuses et nos événements. Rejoignez-nous et soutenez le football féminin !"

28/10/2025

Address

Amparibe
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASSM Football Féminin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category