Barcelone Mada Fan's

Barcelone Mada Fan's πŸ”΅πŸ”΄ ππ€π‘π‚π„π‹πŽππ„ πŒπ€πƒπ€ 𝐅𝐀𝐍’𝐒 πŸ‡²πŸ‡¬

29/08/2026

πŸ”΅πŸ”΄

28/08/2026

Iza no admin anito page itoπŸ˜‚?
Ao amn com's lien pagin'ny ADMIN BARCELONE MADA FAN'S πŸ”΅πŸ”΄
Influenceur ny admin antsika KayπŸ˜‚

28/08/2026

πŸ₯±πŸ˜‚πŸ˜‚

27/08/2026

io ambany io pagitsika Vaovao πŸ™πŸ™πŸ™..Andao suivrena ary ... averiko Maty ito pagitsika ito tompoko πŸ™

27/08/2026

Salama isika ✨
Maty tompoko ito pagitsika ito ka ao amn Com's lien pagitsika Vaovao πŸ™

🚨 BARCELONA SY MAN CITY DIA NANAO SONIA NY ANTONTARATASY OFISIALY REHETRA MOMBA NY FAMINDRAN’I RODRI πŸ”΅πŸ”΄Vita tanteraka ar...
18/08/2026

🚨 BARCELONA SY MAN CITY DIA NANAO SONIA NY ANTONTARATASY OFISIALY REHETRA MOMBA NY FAMINDRAN’I RODRI πŸ”΅πŸ”΄
Vita tanteraka ary voasonia ny fifanarahana eo amin’ny klioba roa tonta, mitentina 60 tapitrisa € + 16 tapitrisa € bonus. Havoaka amin’ny fomba ofisialy androany izany.
Rodri dia hanao sonia fifanarahana 4 taona ao amin’ny foiben’ny BarΓ§a, raha mbola mandeha amin’izao fotoana izao ny dingana rehetra momba ny fitiliana ara-pahasalamana, miaraka amin’i Cancelo.
Vita ny fifanarahana. πŸ”πŸ‘‹πŸΌ

Barcelone Mada Fan's πŸ’™β€οΈ

🚨 VAOVAO MAIKA: MATOKY TANteraka ny antoko rehetra voakasiky ny fifindran’i RODRI fa ho tanteraka izany! πŸ”΅πŸ”΄πŸ’£Barcelona di...
08/08/2026

🚨 VAOVAO MAIKA: MATOKY TANteraka ny antoko rehetra voakasiky ny fifindran’i RODRI fa ho tanteraka izany! πŸ”΅πŸ”΄πŸ’£

Barcelona dia hanatsara ny tolotra ataony ho an’i Rodri, ary eo amin’ny lafiny mpilalao kosa dia mazava tsara ny faniriany hanatevin-daharana an’i BarΓ§a.

Araka ny loharanom-baovao akaiky ny fifampiraharahana, Man City dia manantena fa hifindra any BarΓ§a i Rodri amin’ity fahavaratra ity, saingy mbola mangataka vola ambony kokoa izy ireo.

Nolavin’i Man City ny tolotra €45M + €5M bonus, ka hanatsara ny tolotrany tsy ho ela i Barcelona mba hanafainganana ny fifampiraharahana. πŸ”›

page Barcelone Mada Fan's πŸ’™β€οΈ

Maillot tena mlayπŸ˜‹  tsara kalitao ;  amilay tsy mandoro πŸ’  maroko tsara ny lamba, ambony ambany ary alefa mora fa aza ta...
30/07/2026

Maillot tena mlayπŸ˜‹ tsara kalitao ; amilay tsy mandoro πŸ’ maroko tsara ny lamba, ambony ambany ary alefa mora fa aza tara, livraison Tana πŸ›΅
Num : 0387107040

FΓ‰LICITATIONS 🎊πŸ₯³
20/07/2026

FΓ‰LICITATIONS 🎊πŸ₯³

18/07/2026

FRANCE vs ANGLETERRE
IZA ENAO ??

Address

Bklloooo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Barcelone Mada Fan's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category