24/05/2026
✅Faly be aho rehefa nandalo tato amin’i Rasosport ianareo na dia 1 volana monja aza ka namindrako energie entina miatrika ny fiainana amin’ny halalan’ny trail running!🏃🏾♀️ 🏃🏾♂️ 💪🏽🌹
✅Maro ianareo tao tamin’ny Trail de l’Amitié no efa nanao Rasosport fa singaniko manokana i Rojo Marinah Andrianarivo izay notsenaiko tody hatramin’ny farany medaillé finisher 🥇 💪🏽 😘 ! Nanohana ahy tanteraka ny tenin-dry retsy ary saika latsaka ny ranomasoko 🥹 “Merci Rasoa! Tu m’as redonné le gout de la vie!” … “tsy nisaraka tamiko ny baume”… ndriii! Arahabaina retsy a
✅ Mbola nampihetsipo ahy koa ianao ry Liva na mody tsy niteny aza aho. Efa lehibe isika fa manatanjatena miaraka amiko ianao ary niakatra podium! 🥇 sy 🏆 💪🏽😍- Mahafinaritra re a! Alefa foana ary tsy mijanona intsony
✅ Ravaka, 🔥 tsy misy miala eo! Tia namana, tia manampy!🥇 Petoulet nahazo 🏆🥇👏👏👏Mamy, Patricia Josefa Solofoniana Randriamananoro II sy ianareo rehetra tsy ho voatanisa tia sy naman’i Rasosport teo! Nahazo medaly daholo tsy nisy ni abandonne na iray aza! Bravo be daholo tamin’ny ezaka rehetra!
Nahazo medaly maro be tsy voaisako isika! 🥇🥇🥇🥇🥇🥇🥇🥇🥇🥇 🏆
BRAVOOOOOO 👏👏👏👏👏🔥🔥🔥