U.S Ankadifotsy Rugby

U.S Ankadifotsy Rugby Existe depuis 1922

Izahay ato amin'ny USA rugby dia miara ory amin'ny fianakavian'i Bien. Mankahery ny tontolo ny Rugby ihany koa fa very n...
05/08/2026

Izahay ato amin'ny USA rugby dia miara ory amin'ny fianakavian'i Bien.
Mankahery ny tontolo ny Rugby ihany koa fa very namana.

Handry am-piadanana ny fanahiny πŸ•ŠοΈ

πŸ•ŠοΈ Misaona ny tontolon'ny rugby Malagasy... πŸ‰πŸ–€

Efa voamarina fa i Bien tokoa ilay vaovao nihely teoπŸ₯Ή

Raha tsiahivina dia isan'ireo lΓ©gende-n'ny rugby Malagasy izy, nitondra avo hatrany ny voninahitr'i Madagasikara πŸ‡²πŸ‡¬ ary nahazo ny mari-boninahitra Chevalier de l'Ordre National. πŸ…

Ny pejy Monde du rugby dia maneho ny fiaraha-miory amin'ny fianakaviany sy ireo rehetra akaiky azy 🀍

πŸ™ "Ilay Andriamanitra Tompon'ny fampiononana anie hampionona anareo rehetra, ary hanome hery hiatrehana izao fotoan-tsarotra izao."

πŸ•ŠοΈ Mandria am-piadanana, Zoky. Ho velona mandrakizay ao am-pon'ny mpankafy rugby Malagasy ny lova navelanao πŸ‰πŸ–€

πŸŽ‰ π—₯π—”π—¦π—’π—”π—‘π—”π—œπ—©π—’ π—«π—”π—©π—œπ—˜π—₯ 𝗑𝗬 𝗒𝗑𝗝𝗔 π—Ÿπ—”π—Ÿπ—”π—œπ—‘π—” πŸŽ‰Miarahaba anao nahatratra ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao. Mirary ny s...
30/07/2026

πŸŽ‰ π—₯π—”π—¦π—’π—”π—‘π—”π—œπ—©π—’ π—«π—”π—©π—œπ—˜π—₯ 𝗑𝗬 𝗒𝗑𝗝𝗔 π—Ÿπ—”π—Ÿπ—”π—œπ—‘π—” πŸŽ‰

Miarahaba anao nahatratra ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao. Mirary ny soa sy ny tsara ho anao hatrany. Ho tanteraka avokoa ny zavatra rehetra irin'ny fonao.

Happy blessed day
Enjoy it 🌿

[ HEY GUYS πŸ‘‹πŸ½] The team wishes you a happy new week for all of us. Another week to step closer to our gols.Mirary herina...
27/07/2026

[ HEY GUYS πŸ‘‹πŸ½]
The team wishes you a happy new week for all of us.
Another week to step closer to our gols.

Mirary herinandro vaovao ho antsika tsirairay avy.
Herinandro vaovao indray entina manakaiky fona ny tanjona tiantsika ho tratrarina. Mirary soa 🌿

U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

BONNE SEMAINE Γ€ TOUS, MES FOLLOWERS πŸŒΏπŸ’š
21/07/2026

BONNE SEMAINE Γ€ TOUS, MES FOLLOWERS πŸŒΏπŸ’š

20/07/2026

[ MIARAHABA E! 🌿 ]

Araka ny hitantsika omaly dia niala ny kianja ny mpilalao raha mbola tsy tapitra ny temps.

Ny antony dia ireto manaraka ireto:
1. Teo amin'ny faha 54mn nilalaovana dia nanatitra essai ny NΒ°8 ( P**n ) izay tsy nekeny ny arbitre.

2. Teo amin'ny faha 72 mn, nisy placage Γ  haut niseho. Efa nanangana rΓ¨gle10 ny arbitre de touche avy eo najanony ndray dia navadiny mΓͺlΓ© ho an'ny FTM nefa dia teo ambany masony no niseho ilay izy.

Noho izany, misy erreur technique d'arbitrage tamin'ilay lalao koa mangataka izahay ijerena akaiky ny fitarainanay

Toy izao hitantsika amin'ny video izao ny zavatra niseho. Ao amin'ny commentaire ny video sasany..

Monde du rugby
Malagasy Rugby

U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

19/07/2026
[ SALANITRA E! 🌿]Tsy maro koragna fa tongava maro atsika.Rendez-vous Γ  14heures U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬
19/07/2026

[ SALANITRA E! 🌿]

Tsy maro koragna fa tongava maro atsika.
Rendez-vous Γ  14heures

U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

π— π—œπ—”π—©π—œπ—”  𝗠𝗔π—₯𝗒  π—₯π—’π—Ÿπ—”π—›π—¬ π—˜! π— π—œπ—”π—©π—œπ—” 𝗛𝗔𝗑𝗒𝗛𝗔𝗑𝗔 π—˜π—žπ—œπ—£π—”π—‘π—§π—¦π—œπ—žπ—”!U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬
17/07/2026

π— π—œπ—”π—©π—œπ—” 𝗠𝗔π—₯𝗒 π—₯π—’π—Ÿπ—”π—›π—¬ π—˜!
π— π—œπ—”π—©π—œπ—” 𝗛𝗔𝗑𝗒𝗛𝗔𝗑𝗔 π—˜π—žπ—œπ—£π—”π—‘π—§π—¦π—œπ—žπ—”!

U.S Ankadifotsy Rugby πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

On est prΓͺt πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬
16/07/2026

On est prΓͺt πŸˆπŸ’šπŸ‡³πŸ‡¬

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when U.S Ankadifotsy Rugby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category