EFC Pionniers

EFC Pionniers Ce n'est pas la coquille de l'escargot qu'il faut regarder, mais son frottement.😉

"...arak'.izay efa nataonareo tamin'ny anakiray amin'ireto ralahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko" matio25:4...
02/09/2026

"...arak'.izay efa nataonareo tamin'ny anakiray amin'ireto ralahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko" matio25:40

Amin'izao fidiran'ny mpianatra izao dia maniry ny EFC PIONNIERS mba hanampy ireo ankizy sahirana sy kamboty ato,😔😔😔 amin'ny fitaovam-pianarana sy droit d'inscription .
Cartable, Akanjo ,kiraro sns.....

Raha sitrakao ny mba handray anjara amin'izany dia sitrakay tokoa.🙏🙏
Contact 0349193739

01/09/2026
Mande ny dinidinika:Mianatra ny tenin'AndriamanitraMianatra ny fanabeazana ara-tsaina,ara-pitondrantena sy ara-piarahamo...
31/08/2026

Mande ny dinidinika:
Mianatra ny tenin'Andriamanitra
Mianatra ny fanabeazana ara-tsaina,ara-pitondrantena sy ara-piarahamonina🥰🥰🥰🥰

1 volana zareo tsy hita .miverina avy any zareo samy mitondra vondalana sy manome mangahazo 😄😄😄untsoo mamy anie zany e🥰🥰...
28/08/2026

1 volana zareo tsy hita .miverina avy any zareo samy mitondra vondalana sy manome mangahazo 😄😄😄untsoo mamy anie zany e🥰🥰🥰.Mahafinaritra fa kay ny coach misy mahatsiaro iany🥰🥰🥰
Merci Tiavina sy Dadou et Rinot🥰🥰🥰

🇲🇬⚽ TALENTA GASY NITSIDIKA NY EFC PIONNIERS 🧤👏🏽Omaly, Alarobia 26 Aogositra, dia faly ny ankizy ary voninahitra ho an’ny...
27/08/2026

🇲🇬⚽ TALENTA GASY NITSIDIKA NY EFC PIONNIERS 🧤👏🏽

Omaly, Alarobia 26 Aogositra, dia faly ny ankizy ary voninahitra ho an’ny EFC PIONNIERS ny nandray an’i Rakotomalala Joulhino Hasimana, niaraka tamin’ny rainy Mr TSIRY , izay nandalo teto amin’ny EFC PIONNIERS nizara ny traikefany sy ny fahaizany amin’ny maha-mpiandry harato azy. 🧤⚽

✨ 14 taona monja i Joulhino, nefa efa manana traikefa lehibe teo amin’ny tontolon’ny baolina kitra.

🔹 Niofana tao amin’ny Académie PSG Sénégal izy tamin’ny taona 2024.
🔹 Nandalo andrana tao amin’ny ASC Jaraaf ary voaray soa aman-tsara tamin’ny taona 2025.
🔹 Ankehitriny dia ao amin’ny U15 ary isan’ireo mpiandry harato tanora misongadina.
🔹 Efa nahasarika ny sain’ny Cagliari, klioba matihanina italiana, ny talentany.

🙏🏽 Tsy nifarana tamin’ny fizarana traikefa ihany anefa ny fitsidihany.

Naneho fahalalahan-tanana izy mianaka ka nanome baolina 2 sy gant ho an’ny mpiandry harato ho an’ny EFC PIONNIERS. ⚽⚽🧤

💙 Mankasitraka indrindra an’i Joulhino sy ny rainy izahay noho ny fotoana natokanareo, ny traikefa nozarainareo ary indrindra ny fanomezana nataonareo ho an’ireo ankizy.

Ny zavatra toy izao dia mampiseho fa ny talenta iray rehefa mizara ny traikefany amin’ireo zandry, dia afaka mampitombo ny nofinofin’ny taranaka manaraka. 🌟🥰🥰🥰

🙏🏽 Mirary soa sy fahombiazana hatrany ho an’i Rakotomalala Joulhino Hasimana amin’ny lalana alehany izay rehetra ato amin'ny EFC PIONNIERS,ary mirarisoa ho an'ny dadany ihany koa 🥰🥰🥰
🇲🇬 Talenta Gasy, reharehan’i Madagasikara!

EFC PIONNIERS – Discipline • Respect • Fair-play • Éducation • Talents ⚽💙









Pépinière Foot

25/08/2026

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Rf Tsoa, Jeannine Ramarovelo, Pépinière Foot, Noro Rasoahanjarivonirina, Ilaina Ramady, Mikajy Rayan Ratefy

Address

Mandrosoa Anosiala
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EFC Pionniers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category