17/08/2026
🥗 TOROHEVITRA KAIZEN GYM : Ataovy voalanjalanja ny sakafonao! 💪
Tsy ny fanatanjahan-tena ihany no zava-dehibe rehefa mikendry vokatra tsara ianao. Manana anjara toerana lehibe ihany koa ny sakafo. ✨
👉 Torohevitra kely : miezaha hampifangaro proteinina + legioma + féculents + lipida ao anatin’ny sakafonao, ary ovayovaova ny sakafo hohaninao.
💡 Ireto misy hevitra menu azonao andramana :
• Salade de poulet, riz complet et légumes
• Poisson grillé, quinoa et brocoli
• Omelette aux épinards, avocat et tomates
• Dinde aux légumes et patate douce
• Saumon, asperges et salade verte
• Bœuf grillé et légumes grillés
• Smoothie santé, fruits et noix
Ny zava-dehibe dia ny misafidy sakafo isan-karazany sy voalanjalanja, mifanaraka amin’ny tanjonao. 💪🥗