04/09/2026
🔴🚨 RAPHINHA SY GABRIEL JESUS ‼️✅
Misy Brezilianina miisa 2 ao amin'ny klioba amin'izao fotoana izao dia i RAPHINHA sy JÉSUS izany 🤗❤️
Izy 2 lahy ireo ihany koa anefa no hifaninana mivantana eo amin'ny POSTE AC amin'ity taom-pilalaovana vaovao ity 😱
I RAPHINHA izay vao mianatra mamolaka io Poste io ary efa manomboka mahita fahombiazana hatrany satria namono baolina 5 tao anatin'ny lalao 3 i RAKAPY 🥰
I GABRIEL kosa dia efa zatra mipetraka eo amin'io POSTE io ary hita ihany koa ny hamafany 😍
➡️ Mipetraka ny fanontaniana ankehitriny hoe iza amin'ireto Brezilianina 2 ireto no hahazo fahatokisana kokoa any amin'i FLICK ka ho Tompo-toerana foana isaky ny milalao ❓
▪️ Raha araky ny hevitrao, iza no hatokisanao kokoa amin'izy 2 lahy ‼️
VISCA BARÇA 💙 ❤️
MÉS QUE UN CLUB ✊🏼 ❤️