Squad-X Club Volleyball

Squad-X Club Volleyball Le sport est avant tout un art de vivre

01/06/2026
 : du 27 au 30 Mai 2026 à Antananarivo.Isaorama manokana ny Fédération Malagasy de VolleyBall , ny   FIVB izay tsy zovia...
31/05/2026

: du 27 au 30 Mai 2026 à Antananarivo.
Isaorama manokana ny Fédération Malagasy de VolleyBall , ny FIVB izay tsy zoviana amintsika intsony Mr Jean Honore Razafinjatovo.
Isaorana koa ireo mpakasary marobe sady prom ihany koa.
Squad-X Club Volleyball
fans

🏐✨ Coupe de Madagascar – Beach Volley ✨🏐Fières de nos joueuses pour leur participation et leur belle représentation du c...
23/05/2026

🏐✨ Coupe de Madagascar – Beach Volley ✨🏐

Fières de nos joueuses pour leur participation et leur belle représentation du club lors de cette Coupe de Madagascar organisée par la Fédération. ❤️🇲🇬

Andri , Yannick , Diamondra , Fitiavana 👯‍♀️

Une belle expérience, de beaux souvenirs et encore beaucoup à apprendre pour la suite. 💪☀️

Merci les filles pour ce parcours et cette énergie tout au long du tournoi. Alefa foana ! 🔥🏐

12/05/2026

Joyeux anniversaire coach-Boudha anay 🥳🥳
Mirary soa sy ny tsara indrindra anao izahay
Misaotra misy dia ho tahian’Andriamanitra hatrany ianao sy ny ankohonanao

An- kafaliana hatrany no nandraisana Ireo zoky Ray aman- dreny tonga nirary soa ny ekipa ho amin’ny taom-pilalaovana 202...
04/05/2026

An- kafaliana hatrany no nandraisana Ireo zoky Ray aman- dreny tonga nirary soa ny ekipa ho amin’ny taom-pilalaovana 2026. Misaotra anareo teo foana ary mbola ho eo foana fa hery lehibe ho anay ny manana anareo eo anilanay ❤️

Hiaraka handroso sy hifampitantana isika 🤝

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🏼
Msr le Ministre de la Sécurité Publique ERIC Michel Idrissa
Msr le PDS Feno RALAMBOMANANA
Msr le Député IIIeme Arrondissement RAMBOARIVELO Andrianantenaina
Jocelyn W***y
Msr Pdt Ligue Analamanga Zo ANDRIAMAMPANDRY
Membres STAFF CLUB
Coaches
Joueuses

ity indray ny fotoanantsika ho an’ny match manaraka ! Bon match les filles
02/05/2026

ity indray ny fotoanantsika ho an’ny match manaraka ! Bon match les filles

🔥 RÉSULTAT MATCH – 26 AVRIL 🔥Nandresy 3-0 avokoa ireo ekipa SQUAD (1DF sy 2DF)  tamin’ny lalao androany, Bravo les fille...
26/04/2026

🔥 RÉSULTAT MATCH – 26 AVRIL 🔥

Nandresy 3-0 avokoa ireo ekipa SQUAD (1DF sy 2DF) tamin’ny lalao androany, Bravo les filles !!

Alefa foana Squad 👏👏

ity indray ny match manaraka, 1DFSquad-X 🆚 GNVB126 avril • 11h • ItaosyVenez nous encourager ♥️🏐(Sary tany Seychelles)
23/04/2026

ity indray ny match manaraka, 1DF
Squad-X 🆚 GNVB1
26 avril • 11h • Itaosy

Venez nous encourager ♥️🏐
(Sary tany Seychelles)

09/04/2026

Mikitrakitsana dia manabe régime ! 🙈😅

Aza adino Lalao voalohany Analamanga 1DF ny Alahady ho avy izao @ 8 ora eny Betongolo

AMVB VS SQUAD-X
Tongava maro manohana e! alefa Squad

01/04/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Andreas Ramanintsy, Sarindra Andriamihaja, Rojo Rarojomanana, Ny Aina Ramaroson, Fy Ny HAvana, Herah Vatosoa Elianina, NY Avo Nomena Fitahiana, Nomenjanahary Jeni Alaincia, Pierrot Jo Raveloarinosy, Sab Rina, Tatiana Anjarasoa, Fla Neeladoo, Salara Salara, Kiala Ny Anja, Hadadi Housseni

Address

Antananarivo

Telephone

+261340298194

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Squad-X Club Volleyball posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Squad-X Club Volleyball:

Share

Category