Tamafia Fc

Tamafia Fc Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tamafia Fc, Sports Team, Ankatso, Antananarivo.

Andao iaraka irary ny soa hoan’i Nantenaina amin’izao tsingerin-taona nahaterany izao 🎊⚽️Ho ela velona enao ralahy 🙏
03/06/2026

Andao iaraka irary ny soa hoan’i Nantenaina amin’izao tsingerin-taona nahaterany izao 🎊⚽️
Ho ela velona enao ralahy 🙏

Niany dia tsingerin-taona nahateran’ito photographe-nay ato amin’ny Tamafia Fc ito ka andao isika iaraka irary ny soa ho...
29/05/2026

Niany dia tsingerin-taona nahateran’ito photographe-nay ato amin’ny Tamafia Fc ito ka andao isika iaraka irary ny soa hoazy 🎉🙏
Mitomboa talenta atrany fogn lesy Maminiaina Jaskim a 🎊🙏🙏

VICTORIA 🔥⚽Mankasitraka Tamafia Fc 💛💙TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
17/05/2026

VICTORIA 🔥⚽
Mankasitraka Tamafia Fc 💛💙
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

🚨 Niany amin'ny 1 ora sy 30 minitra ny match an'ny Tamafia Fc ,izay atao any Ambohimalaza ka tongava dahôly izay zanaky ...
17/05/2026

🚨 Niany amin'ny 1 ora sy 30 minitra ny match an'ny Tamafia Fc ,izay atao any Ambohimalaza ka tongava dahôly izay zanaky Tanambe aketo Antananarivo mba hanoana ny ekipantsika
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

ALEFA LESY Tamafia Fc a⚽✊TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
03/05/2026

ALEFA LESY Tamafia Fc a⚽✊
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

🚨Manentana antsika zanaky Tanambe rehetra eto Antananarivo izahay Tamafia Fc mba anohana ny ekipantsika amin'ny lalao ba...
01/05/2026

🚨Manentana antsika zanaky Tanambe rehetra eto Antananarivo izahay Tamafia Fc mba anohana ny ekipantsika amin'ny lalao baolina kitra izay ataonay ny Alahady 03 Mai hoavy izao ⚽
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

  E ALEFA Tamafia Fc 🔥⚽TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
29/04/2026

E
ALEFA Tamafia Fc 🔥⚽

TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

🎯 Liste des groupes du Tournoi BAZAMMA 2026 dévoilée !

Le tirage au sort a parlé ! Voici les groupes qui s’affronteront sur les terrains pour la victoire. Du suspense, du fair-play et surtout du 🔥 football en perspective.

Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy 🌾

BAZAMMA

Heureux anniversaire TOLDO Mitan'tsu Jean Theophil🎉Alefaso ny firariantsoa antsika rehetra ❤️🙏
28/04/2026

Heureux anniversaire TOLDO Mitan'tsu Jean Theophil🎉
Alefaso ny firariantsoa antsika rehetra ❤️🙏

HOAN'IZAY ZANAKY TANAMBE DAHÔLY AKETO ANTANANARIVO NA AIGNY ANTANÀNA TOHANO NY EKIPANTSIKA ⚽TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndr...
26/04/2026

HOAN'IZAY ZANAKY TANAMBE DAHÔLY AKETO ANTANANARIVO NA AIGNY ANTANÀNA TOHANO NY EKIPANTSIKA ⚽
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

🌾Tournoi BAZAMMA foot à 9 ⚽️🌾

✳️Ireto avy ny mpandray anjara amin’ny tournoi football BAZAMA ⚽️

✳️Mbola afaka mandray hatramin’ny alarobia 29 avril 2026 ho an’izay équipe isoratra narana

✅Daty fanombohan’ny tournoi : Alahady 03 mai 2026

NB : ity tournoi ity dia ho anaovana sélection an’ireo Joueurs hisolotena an’ny BAMAMMi🌾

27/03/2026

Sao de mba tsy Brazil🇧🇷 ary ilay contre tamin'ny France🇫🇷 lahaly iny fa Tamafia Fc 🙃

Address

Ankatso
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tamafia Fc posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category