04/10/2026
Mijery ny video an'i Tatie fona hono izy amin'ny facebook dia vao nitenenina hoe ndao ary hanao video tsika sy ndry dia nazoto be🥹
Tena tsy nanomanana ninoninona fa tena hoe nazoto be izy. ❤️
Raha te handefa vola aty Madagascar ianao dia ampiasao ny application Sendwave ary ny code promo Juna04 ampiasaina raha te hahazo bonus 10€.